Oui oui l’autoroute c’est bien

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Gain de temps, de carburant, d’argent..

Mais moi ce qui m’intéresse aussi c’est le nombre de “sorties” tout au long de ces 270 kms.

Car il ne faut pas négliger l’impact économique que cela apportera sur les villes/villages traversés.. et qui permettra donc de les désenclaver. Donc activités économiques, donc création de richesses.

Ou à défaut de “sorties”, prévoir intelligemment des “aires” tous les X kilomètres.

 

 

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
22 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Doraadm
Doraadm
2 années il y a

Rocade kely même pas firy kilometre oio ary koa mandeha à droite daholo.
Mba miclaxone sy manoro ianao hoe “mba à droite mandeha dia à gauche midepa”…mivandravandra ny olona na milaza hoe ‘tsy hitako izay olana raha samy mandeha @ file misy azy dia vita.
Izay ny mentalité pus de la moitié mitondra @ rocade, imaginez sur l’autoroute

Doraadm
Doraadm
Répondre à  elman
2 années il y a

Oui erratum !
Mandeha à Gauche daholo na imandeha miadana kely aza. Ia iny fa hidepa camion dia eo aloha pdt au moins 30 secondes.

Andriatsirihasina
Andriatsirihasina
Répondre à  Doraadm
2 années il y a

Tena marina ny voalaza. Anisan’ny mahagaga ny fihetsiky ny mpitondra fiara fa ny ianao manoro sy manaja ny làlanan’ny fifamoivoizana no heverin’ny olona adala.

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Ka dago kosa io fa tsy France e , nareo kosa an hahaha

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Ny mila fantarina fotsiny , ho vita tsara araka ny tokony ho izy sa otran’ireo lalana vita androany dia vao tonga ny orana dia potika?

mpijery
mpijery
Répondre à  Malala
2 années il y a

miampy hoe, voafefy tsara ve sa mety misy omby manapaka tampoka eny antsefantsefany eny, dia sao dia hasiana casseurs de vitesse koa? 😛

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Mdrr

Likely
Likely
Répondre à  elman
2 années il y a

Why not ?

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
2 années il y a

ny vato fehizoro no ho vita dia izay!

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
2 années il y a

draidray! raha vao metimety amindry zareo dia maika ery ny hoe ny any Frantsa toy izao, tamin’ny fiakaran’ny solika no maika ery i MBA(Molotra Be Ambony) hoe ny “any frantsa anie ka €2 mahery ny litatra e, nefa ny eto amintsika mbola latsak’izany” sns, sns

Rakoto
Rakoto
Répondre à  elman
2 années il y a

“4 aires de repos” sur 270 kms ?
Seulement tous les 54km donc? Tena hisy hijanona hanao pipi eny antsisiny eny raha izany 🙂

Rakoto
Rakoto
Répondre à  elman
2 années il y a

Inona ndray lty zany bande d’arrêt d’urgence? Le giasy koa ôtran’ny tsy mety faly mihitsy an 🙂

Rakoto
Rakoto
Répondre à  elman
2 années il y a

Gratuit ve ilay borne d’appel? Otran’ny intéressant an 🙂

Fil info

Vos réflexions