Gain de temps, de carburant, d’argent..
Mais moi ce qui m’intéresse aussi c’est le nombre de « sorties » tout au long de ces 270 kms.
Car il ne faut pas négliger l’impact économique que cela apportera sur les villes/villages traversés.. et qui permettra donc de les désenclaver. Donc activités économiques, donc création de richesses.
Ou à défaut de « sorties », prévoir intelligemment des « aires » tous les X kilomètres.
Rocade kely même pas firy kilometre oio ary koa mandeha à droite daholo.
Mba miclaxone sy manoro ianao hoe « mba à droite mandeha dia à gauche midepa »…mivandravandra ny olona na milaza hoe ‘tsy hitako izay olana raha samy mandeha @ file misy azy dia vita.
Izay ny mentalité pus de la moitié mitondra @ rocade, imaginez sur l’autoroute
à gauche sans doute 🙂
Oui erratum !
Mandeha à Gauche daholo na imandeha miadana kely aza. Ia iny fa hidepa camion dia eo aloha pdt au moins 30 secondes.
Tena marina ny voalaza. Anisan’ny mahagaga ny fihetsiky ny mpitondra fiara fa ny ianao manoro sy manaja ny làlanan’ny fifamoivoizana no heverin’ny olona adala.
waaa, « 4 aires de repos » sur 270 kms ? Ataovy sérieux sanaby.
Ici en France c’est tous les 10 kms, 20 max lol
Ka dago kosa io fa tsy France e , nareo kosa an hahaha
oui oui faut pas comparer hono, le bon vieux leitmotiv
Ny mila fantarina fotsiny , ho vita tsara araka ny tokony ho izy sa otran’ireo lalana vita androany dia vao tonga ny orana dia potika?
la sempiternelle problématique de l’évacuation de la flotte… et de la surcharge aux essieux des camions 🙂
miampy hoe, voafefy tsara ve sa mety misy omby manapaka tampoka eny antsefantsefany eny, dia sao dia hasiana casseurs de vitesse koa? 😛
efa tsy omby intsony rehefa kely kely ka
Mdrr
Why not ?
Sur l’autoroute ?
ny vato fehizoro no ho vita dia izay!
draidray! raha vao metimety amindry zareo dia maika ery ny hoe ny any Frantsa toy izao, tamin’ny fiakaran’ny solika no maika ery i MBA(Molotra Be Ambony) hoe ny « any frantsa anie ka €2 mahery ny litatra e, nefa ny eto amintsika mbola latsak’izany » sns, sns
ka zay ilay maman chérie je t’aime mon non plus oedipien ka
“4 aires de repos” sur 270 kms ?
Seulement tous les 54km donc? Tena hisy hijanona hanao pipi eny antsisiny eny raha izany 🙂
on ne parlera même pas de toutes les épaves en panne sur la bande d’arrêt d’urgence..
.. euh, il y aura bien une bande d’arrêt d’urgence ? lol
Inona ndray lty zany bande d’arrêt d’urgence? Le giasy koa ôtran’ny tsy mety faly mihitsy an 🙂
ilay bandy hijanona rehefa misy sampona tampoka e.. dia misy anreny borne d’appel reny.. lol, c’est compliqué toussa 🙂
Gratuit ve ilay borne d’appel? Otran’ny intéressant an 🙂