« Hivoaka tsy ho ela ny marina rehetra @ famoaham-bola vola nataon’ireo mpitondra taloha nanararaotra ny naha mpikambana azy tao @ filankevi-pitantatna any Jirama » On va donc enfin obtenir les comptes annuels de la société Jirama.
@Little Kelly,mais il ne parle seulement que des anciens dirigeants de la jiratay, mais pourquoi pas le ministre des finances de l epoque qui signait les subventions, le dirigeant suprême qui encourageait l achat par la jiratay des groupes au gasoil, qui a signe des contrats fumeux avec des étrangers? minable il a été, minable il le restera toute sa vie
@raossy, efa matory foana anie izy na dia io mitsangana sy mihevotrevotra io aza e! ka inona moa ny zavabanona amin izany?
Jojo
7 années il y a
Tu n’as pas tenu ta promesse point. Tu etais bien au courant des comptes de la Jirama en etant membre du conseil d’administration et ministre des finances. Donc tu as fait une promesse d’ivrogne pour te faire élire et aucune excuse n’est valable! CQFD
@elman, dans tous les cas son ministere avait jn representant dans le board de la jirama
ravoatabia
7 années il y a
propaganda, propaganda
raossy
7 années il y a
Maha menatra ny manana prezidà anao ra hery âh; mandehana amizay mitsôka any @ sinoa na any @ herydôdanina namanao; i vouangy mananasy alou dia efa tsy ho eo intsony fa efa hazonny izay notadiavina… fa aza matahotra fa ahita hafa ianao fa efa betsaka ihany koa ny voahangona
Coco dans L’impunité de ceux qui ont péché: “Vivre pépère sans avoir à se demander à tout moment si demain ne serait pas ce maudit 100ème jour.Comme j’ai…” 08/02/2025 à 06:18
patriot dans 7 février 2009: “le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui…” 07/02/2025 à 20:01
Raglady dans Samy manana n’y TGV any marina: “samy manana TGV https://www.youtube.com/watch?v=04_sw7owW5U” 07/02/2025 à 18:46
Raglady dans 7 février 2009: “Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io…” 07/02/2025 à 18:22
elman dans 7 février 2009: “Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant…” 07/02/2025 à 16:35
babakaty dans 7 février 2009: “Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany…” 07/02/2025 à 16:08
Rakoto dans 7 février 2009: “Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient…” 07/02/2025 à 15:59
elman dans 7 février 2009: “dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao, J’essaie de visualiser la scène” 07/02/2025 à 15:47
Rafangy dans 7 février 2009: “nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary…” 07/02/2025 à 15:40
Rafangy dans 7 février 2009: “ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka…” 07/02/2025 à 15:34
RMC dans 7 février 2009: “izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de…” 07/02/2025 à 14:39
« Hivoaka tsy ho ela ny marina rehetra @ famoaham-bola vola nataon’ireo mpitondra taloha nanararaotra ny naha mpikambana azy tao @ filankevi-pitantatna any Jirama » On va donc enfin obtenir les comptes annuels de la société Jirama.
@ndrema, et les comptes de air malade au temps où il était pca, il va les sorte aussi?
@Little Kelly,mais il ne parle seulement que des anciens dirigeants de la jiratay, mais pourquoi pas le ministre des finances de l epoque qui signait les subventions, le dirigeant suprême qui encourageait l achat par la jiratay des groupes au gasoil, qui a signe des contrats fumeux avec des étrangers? minable il a été, minable il le restera toute sa vie
@ndrema, Ny marina momba an’ny Claudine oviana mivoaka ?
jiro mandeha sy delestage foana ihany no fantatray , tsy mila kalizy sy blabla mandany labojia !
@ndrema, tsy mbo za, tsy mbo zafy io marina mafy! ry zalahy daholo no nanao an io!
Sao dia mba fotoangasy kosa no marimarina kokoa? Sa fotoambitro mihintsy?
@Rainintsara, fita-bitro?
@babakaty, iny sy ny terabitro aloha dia hain’ny sasany mihintsy.
@Rainintsara, aoka kosa ny gasy tsy hampidirina amin ny resak etotry ilay io e! izay rehetra gasy fantatro manao fotoana dia amin ny ora voalaza tokoa, ohatra iray sy akaiky amin ity andro alahady ity ny fidirana any ampiangonana: tsy misy mandiso mihitsy ny fiangonana rehetra fantatro
pfffff. pathétique
mandehana matory rehefa tsy mahavita azy eee…
@raossy, efa matory foana anie izy na dia io mitsangana sy mihevotrevotra io aza e! ka inona moa ny zavabanona amin izany?
Tu n’as pas tenu ta promesse point. Tu etais bien au courant des comptes de la Jirama en etant membre du conseil d’administration et ministre des finances. Donc tu as fait une promesse d’ivrogne pour te faire élire et aucune excuse n’est valable! CQFD
@Jojo, conseil administration Air Madagascar plutôt 🙂 Mais Ministre des finances effectivement.