Batteries, autoradio et même… le calculateur moteur ? 😳🤣
Ce pays est fascinant.
30 millions de voleurs et de meurtriers potentiels, ça fait un peu peur quand-même non ?
Hélas, ventre vide n’a plus d’oreilles. Malagasy tsy maintsy mandroso misakafo aloa.
Izay ilay izy. Rehefa voky ny olona mihena ny tsy filaminana. Ovay ilay fijery fa tsy ny fefy vy eny amin’ny fotodrafitr’asa vita no tsofaina, tsy ny vatobe natao teny am fefiloha no potehina atao gravillon aveo amidin’boto sy kala aza tontosa.