Y a t-il eu augmentation exponentielle de la vente de bougies au moins? Et pour ne pas entendre parler de fuite de sujet, faudrait-il beaucoup de prière ou (les imbéciles) on doi(ven)t éspérer qu’il n’y en aurait pas?
Nifin'Akoho
11 mois il y a
Mbola tsaroako aloha hoe misy laza adina faharoa raha sendra misy diso ilay voalohany. Io laza adina io dia mifono anaty valopy tsara tahaka ilay laza adina voalohany. Mety tsy nasiana intsony koa angamba io fa mandany taratasy sy fandanianam-bola ho an’drafanja.
.
Ity le hoe mianatra aloha dia ho hita eo e.
Y a t-il eu augmentation exponentielle de la vente de bougies au moins? Et pour ne pas entendre parler de fuite de sujet, faudrait-il beaucoup de prière ou
(les imbéciles)on doi(ven)t éspérer qu’il n’y en aurait pas?Mbola tsaroako aloha hoe misy laza adina faharoa raha sendra misy diso ilay voalohany. Io laza adina io dia mifono anaty valopy tsara tahaka ilay laza adina voalohany. Mety tsy nasiana intsony koa angamba io fa mandany taratasy sy fandanianam-bola ho an’drafanja.
.
Ity le hoe mianatra aloha dia ho hita eo e.