Canadair mamono afo sa Kanadeau manadio rivotra no mety amintsika zao ? Famonoambalala ary tsy misy. Mbola alavitra e.
Rafangy
1 année il y a
les DC3, Antonov et Casa de l’armée (enfin un grand mot) ont tous disparu, alors un canadair, même pas en reve comme vous dites
Doraadm
1 année il y a
Ny olana raha manana izao dia any @ faux probleme no asiana débat be sns. Aleo ovaina MadAir na MadagascarAir na MalagasAir ny anarany fa tsy CanadAir, indrindra fa ry Malagasy fa tsy Malgache.
Dia ny fitantanana sns sy hoe aiza rano alaina, dia autorisation maro be isankarazany vao mety, maty ihany ny afo vao afaka manidina sy maka rano
tena mahatalanjona mihitsy ilay malagasy fa na inona na inona teneninao dia misy foana ny mahita ho kianina sy lazaina amin’iny, izy amin’io tsy manome vahaolana sa torohevitra fa ilay manakiana no tena mahafaly azy, asa fialonana ve fa tsy avy aminy ilay tsirinkevitra?
The Man dans Alban Rakotoarisoa nommé DG de l’ACM: “Certes, rien n’empêche à personne d’être entouré et conseillé par des experts en la matière sauf qu’il faut un minimum…” 30/12/2025 à 20:18
Za Ihany dans Alban Rakotoarisoa nommé DG de l’ACM: “Ca va prendre une autre proportion cette histoire, les gens du milieu commencent à s’échauffer. https://www.facebook.com/groups/1779216055867762/permalink/2448883755567652/” 30/12/2025 à 18:12
RMC dans Mamy Ravatomanga : Noël et nouvel an en prison: “tsy te-hasiaka be aho, fa any misy olona nogadrainy, nangataka liberté provisoire in-100 angamba raha kely, fa e e e,…” 30/12/2025 à 15:37
Za Ihany dans Et elle est où la Raissa ?: “Mais il circule une vidéo du “Lascar” réclamant qu’on la laisse tranquille. Belle cacophonie avec la Fanirisoa” 30/12/2025 à 12:46
elman dans Savoir s’arrêter, savoir se retirer: “Il pensait détenir éternellement le flingue et obliger les autres à creuser. Indrisy.” 30/12/2025 à 11:24
jurassic park dans Savoir s’arrêter, savoir se retirer: “encore un général qui se la jouait grosse dynamite,alors qu’il n’avait qu’une petite mèche au fond du slip” 30/12/2025 à 02:07
The Man dans On rappelle à toutes fins utiles: “Ilay Gérard poor iny mihitsy no tena nanolo-bato-mafana an’ilay vendrana iny!” 29/12/2025 à 19:08
The Man dans Et elle est où la Raissa ?: “Ce que beaucoup ne réalisent pas ou peu mais c’est l’image du fitsaràna (encore et toujours) qui est écorné dans…” 29/12/2025 à 18:32