Canadair mamono afo sa Kanadeau manadio rivotra no mety amintsika zao ? Famonoambalala ary tsy misy. Mbola alavitra e.
Rafangy
1 année il y a
les DC3, Antonov et Casa de l’armée (enfin un grand mot) ont tous disparu, alors un canadair, même pas en reve comme vous dites
Doraadm
1 année il y a
Ny olana raha manana izao dia any @ faux probleme no asiana débat be sns. Aleo ovaina MadAir na MadagascarAir na MalagasAir ny anarany fa tsy CanadAir, indrindra fa ry Malagasy fa tsy Malgache.
Dia ny fitantanana sns sy hoe aiza rano alaina, dia autorisation maro be isankarazany vao mety, maty ihany ny afo vao afaka manidina sy maka rano
tena mahatalanjona mihitsy ilay malagasy fa na inona na inona teneninao dia misy foana ny mahita ho kianina sy lazaina amin’iny, izy amin’io tsy manome vahaolana sa torohevitra fa ilay manakiana no tena mahafaly azy, asa fialonana ve fa tsy avy aminy ilay tsirinkevitra?
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38