Zay vao tena antsika ny tanana eee

Loading

Dépêche Madagascar > Politique

Lol…

Ça va, la victoire n’a pas un drôle d’arrière petit goût ?

Un triomphe sans gloire moa izy zay…

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
11 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
RMC
RMC
3 mois il y a

mal élue hoy aho izay. mitovy tsisy valaka @ ilaikely : voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka

vao nivoaka ny efitranon’ny fitsarana dia efa nibaradaka :  »tsy vitako izaho samy irery, … koa dia mivoha midanadana ny varavaran’ny cua ho antsika rehetra, ndao hiaraka hanarina an’antananarivo … »

hihihi ! adinony fa izy irrerry no rrrôle teo

Rafangy
Rafangy
Répondre à  RMC
3 mois il y a

amiko, tsy hoe mal élue fa non elue dia misandoka, ohatran’nympanagalatahaka tany ampianarana ihany e; fantany tsara fa tsy izy no nanao ilay devoir fa nadikany ny an’ny hafa

Rafangy
Rafangy
Répondre à  RMC
3 mois il y a

« …voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka… »fony dadabe vazaha dia nampanantena izy hoe hamaha ny olan’ny ranofisotro

Rafangy
Rafangy
3 mois il y a

et ce sera son pasteur de père qui va diriger le culte?il y a des gens qui ne savent pas c’est que la honte

patriot
patriot
3 mois il y a

fifaliana ho an’ny tananan Antananarivo? tut tut tut, fifaliana ho anareo irery izany tompoko

Rafangy
Rafangy
Répondre à  patriot
3 mois il y a

mbola hivoaka koa ny lalana manasazy izay maniratsira azy atsy ho atsy

Rafangy
Rafangy
3 mois il y a

curieux que l’affiche ne soit pas de couleur orange!

carole
carole
3 mois il y a

kiii….mba tsy menatra an!

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
3 mois il y a

Tena za ve no tsy maharaka sa tsy teto mihitsy fa tsy mbola hitako zany fidasian’ny lapan’ny tanàna zany sa le ambenan’ny mpanenjika dahalo isan’ora eo amin’ny avenue io zany.
San tsy ry zalah ihany ve no mpilasilasy eo.
Miomana fa de ho tapaka zany ny làlana.
Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana.
.
Zao, andihizan’ny antampon-doha tsara. Aleo ataony ao.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Nifin'Akoho
3 mois il y a

ka hoe fitiavantanindrazana hono dia atao teny malagasy daholo ity rehetra ity, nefa ny maha firenena mahaleotena ny firenena iray teny frantsya daholo ny ao: etat major de l’armée de terre, chef d’etat major general des armées, gendarmerie nationale, dia avy koa amin’ity fidasiana, fitaleavana, sns, sns
« Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana. » ka ilay iray avy esty Soanierana iny anie tsy avy amin’ny mpanohitra fa nalefa hanakorotana vato fotsiny e, fa na tsy nanao ary io zalahy io , dia tsy mahamenatra ny biby mitourna ny mamadika ny valiny eo, ary efa fanaony ilay izy , amin’i harilala, amin’ilay zalahy avy any Vatomandry iny(breve de 10:00)

Fil info

Vos réflexions

  • Vazaha Be dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “Allez encore un petit effort : plus que 10 places à grapiller pour être en tête (à l’envers) 🙁12/05/2025 à 14:17
  • Hary dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “« Eto aho milaza aminareo fa raha tsy ny tenako no Président dia efa lasa latsaka 193 ème/193 itsika Tompokolahy sy…12/05/2025 à 12:24
  • Hary dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Le pays est dirigé par une secte. Et comme dans toutes les sectes , le gourou a une emprise psychologique…12/05/2025 à 12:17
  • patriot dans Ouh là « Madaghost »: “il y a beaucoup de ghosts qui ont assisté a leur concert12/05/2025 à 11:51
  • patriot dans Ouh là « Madaghost »: “ouh la la la surenchère ah ah ah12/05/2025 à 11:50
  • Miserana dans Le 7ème jour Dieu se reposa: “Dans la même lignée, dans « Le voyage du pèlerin », il y a de la matière aussi à réfléchir et bizarrement,…12/05/2025 à 11:46
  • elman dans Le 7ème jour Dieu se reposa: “nametraka ny filahiana sy ny fivaviana teny antampokandrina Euh, comment on traduit ça svp ? « Tab*ry ankandrina » ve ?12/05/2025 à 11:10
  • elman dans Ouh là « Madaghost »: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/05/FB_IMG_17470372930552.jpg ouille12/05/2025 à 11:09
  • elman dans Ouh là « Madaghost »: “15-20 000 ar pour aller écouter une clé usb effectivement ça fait un peu cher12/05/2025 à 10:56
  • Doraadm dans Ouh là « Madaghost »: “Ka ny public an zareo matetika ilay zatra zaraina 5000Ar sy kovet fa @ ity zareo indray no asaina mandoa…12/05/2025 à 10:47
  • idefix dans Ouh là « Madaghost »: “J’attends le Madagougou chaud du 13 mai 😛12/05/2025 à 10:46
  • Balbo dans Ouh là « Madaghost »: “Ity izany ilay hiran’i Heritiana Rebika e. Inona no tsy ampy, ny olona, inona no nihaotra, ny seza https://youtu.be/MmReWFLJqQg12/05/2025 à 09:58
  • tsytiafoza dans Donc lui il a le droit de critiquer… mais pas les autres ?: “Izao vao maika nihinan’ ny IEM tanteraka. Izao vao tena tsy misy fanjakana fa kosa misy…fandrobana12/05/2025 à 09:08
  • tsytiafoza dans Madagascar, version Incorruptibles: “Matoa tsy misy miaramila, polisy, zandary manohana azy hatreto dia milaza izany fa corrompu no maro an’isa ao. Tsy tonga…12/05/2025 à 08:51
  • Tabraka dans Une folie collective disions nous: “Nous sommes vraiment dans le royaume de Pablo (Pierre Bleu) Escobar.12/05/2025 à 08:40
  • Tabraka dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “D’après les rumeurs, ses enfants réclamaient sans cesse d’aller en France… uniquement pour manger du McDo. En père attentionné —…12/05/2025 à 08:37

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.