Lol…
Ça va, la victoire n’a pas un drôle d’arrière petit goût ?
Un triomphe sans gloire moa izy zay…
Lol…
Ça va, la victoire n’a pas un drôle d’arrière petit goût ?
Un triomphe sans gloire moa izy zay…
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
mal élue hoy aho izay. mitovy tsisy valaka @ ilaikely : voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka
vao nivoaka ny efitranon’ny fitsarana dia efa nibaradaka : »tsy vitako izaho samy irery, … koa dia mivoha midanadana ny varavaran’ny cua ho antsika rehetra, ndao hiaraka hanarina an’antananarivo … »
hihihi ! adinony fa izy irrerry no rrrôle teo
amiko, tsy hoe mal élue fa non elue dia misandoka, ohatran’nympanagalatahaka tany ampianarana ihany e; fantany tsara fa tsy izy no nanao ilay devoir fa nadikany ny an’ny hafa
pineur un jour …
« …voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka… »fony dadabe vazaha dia nampanantena izy hoe hamaha ny olan’ny ranofisotro
et ce sera son pasteur de père qui va diriger le culte?il y a des gens qui ne savent pas c’est que la honte
fifaliana ho an’ny tananan Antananarivo? tut tut tut, fifaliana ho anareo irery izany tompoko
mbola hivoaka koa ny lalana manasazy izay maniratsira azy atsy ho atsy
curieux que l’affiche ne soit pas de couleur orange!
kiii….mba tsy menatra an!
Tena za ve no tsy maharaka sa tsy teto mihitsy fa tsy mbola hitako zany fidasian’ny lapan’ny tanàna zany sa le ambenan’ny mpanenjika dahalo isan’ora eo amin’ny avenue io zany.
San tsy ry zalah ihany ve no mpilasilasy eo.
Miomana fa de ho tapaka zany ny làlana.
Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana.
.
Zao, andihizan’ny antampon-doha tsara. Aleo ataony ao.
ka hoe fitiavantanindrazana hono dia atao teny malagasy daholo ity rehetra ity, nefa ny maha firenena mahaleotena ny firenena iray teny frantsya daholo ny ao: etat major de l’armée de terre, chef d’etat major general des armées, gendarmerie nationale, dia avy koa amin’ity fidasiana, fitaleavana, sns, sns
« Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana. » ka ilay iray avy esty Soanierana iny anie tsy avy amin’ny mpanohitra fa nalefa hanakorotana vato fotsiny e, fa na tsy nanao ary io zalahy io , dia tsy mahamenatra ny biby mitourna ny mamadika ny valiny eo, ary efa fanaony ilay izy , amin’i harilala, amin’ilay zalahy avy any Vatomandry iny(breve de 10:00)