Lol, sérieux ve l’ty ? Ah oui oui, absolument, pour que Macron puisse bien circuler à Tana ce jour là.
D’ailleurs si toute la plèbe pouvait rester chez elle ce jour là ce serait encore mieux 🤣
Il est vrai que ce pays est tellement riche, le PIB tellement élevé que l’on peut se permettre de décréter des jours fériés au pied levé comme cela.
Et d’ailleurs même un brillant esprit avait énoncé que les embouteillages étaient signe de richesse.
C’est bien, continuons dans le vaudeville. Ils doivent être bidonnés de rire à l’Elysée en voyant toutes ces gesticulations endémiques lol.
Dia ahoana zany? Révérend Medar Rabetombo sy Papa Norbert koa izany tsy mahazo miasa? … https://youtu.be/ghpFesL3hLc
Papa Norbert se fait de 25 a 50 millions par jour … kala be aaan
ny tena nety izao an, natao confinement total mihintsy. @ izay, tsy misy mahazo mivoaka ny trano, afa-tsy ry »laisser-passer » ihany (remarquez que manana fiara be dia be koa ireny satria »maro anisa hoe, fa bon, bref …)
@ izay, tsy ho lany andro hitsikilo banderoles mahamenatra koa en plus
ny tena zava-dehibe : afaka tsy mandoa karama satria hoe chômé et payé, afaka tsy manome »récupération » koa, donc grand gagnant sur toute la ligne, sur tout
efa manana traikefa @ izany confinement izany anie isika e, efa vaccinés lol. raha manontany ramac dia lazaina azy fotsiny »au micro » hoe nisy rivotra anesthésique manara-penitra nitsoka mafy teto madagasikara pour 72 heures dia renoka natory aby ny vahoaka tsy laisser-passer
Ny rond point rehetra saika efa nohaingona sy nambolena hazo daholo. Izany hoe rehefa tena hanao dia hatao ihany fa andrasana mena sofina hijery vao manovokovoka. Fihetsika mamita-tena ny tahak’izany. Toy izany koa ny fanaovana pont (fanohizana andro tsy fiasana) sy jour férié. Na ny lundi de pâques sy ny pentecôte ary tokony iasa raha tena vonona hiasa marina.
moi je bosse le lundi de Pentecôte… pour les petits vieux 🙂
Moi, je ferais du TT rehefa ho tapahina ny lalana, ny asa tsy miandry.