Mais monsieur, la Réunion c’est comme les îles Eparses, ici c’est la France et on ne rentre pas comme cela en France ! Et la France ne peut pas accueillir toute la misère du monde non plus, déjà à Mayotte hein.
Nifin'Akoho dans Tanjombato, Andraharo : sosopourisation pro max: “Efa nahavita ny mission-ny ny mponin’ny Tanjombato nanala ny TGV tamin’ny fifidianana kaominaly. Ary reo no anisan’ny mpigrevy manakandalana amin’ny…” 22/05/2025 à 19:25
Nifin'Akoho dans “Il ne cache pas sa joie d’être à Nosy be”: “Ny maraina aloha dia tapaka ela dia ela tokoa fa ny hariva tsy notapahandry lemandrana ny teny Tanjombato sao hisy…” 22/05/2025 à 19:12
heveriny fa manana 8cm kely hampianaran-janaka daholo ny malagasy ka afaka hiditra malalaka any an-tanin’olona … ato amiko ary mbola mila mandondona manao aody ô izay vao hampidiriko (raha hampiditra koa moa aho izany).
olona notendreny ho solon-tenan’i madagasikara any, nomeny taratsy A4 nosoniaviny ary, tsy tafiditra tany, ka inona ity lazainy nahazo micro ity indray ?
750ar vary 1 kapoaka ary, manahirana hifampitadiavana
mail élu, toujours en perpétuelle propagande … mais quel délire !
Aoka re izahay mba iverina ho colonie e
La Réunion serait très vite surpeuplée.