Sam dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “En fait exceptionnellement le gouvernement devrait proposer des lois. C’est plutôt le rôles des députés afin de les faire voter…” 06/06/2025 à 00:03
Sam dans La Jirama devient Société anonyme: “Un peu comme Air MalAD, l’état actionnaire majoritaire et la CNAPS second actionnaire, mais est ce que l’on a demandé…” 06/06/2025 à 00:00
Rafangy dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “fa tsy misy kosa ny hoe ultra confidentielle izany raha mbola resaka lalana satria tsy mainty entina eo anivon’ny solombava…” 05/06/2025 à 16:55
idefix dans La Jirama devient Société anonyme: “Bientôt l’autre délicieuse poissonnière va rentrer en piste pour terminer le boulot ? 😛” 05/06/2025 à 16:48
RMC dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “non ka ! afaka manao proposition de lois ny rehetra ka ! na ianao aza afaka manolotra, fa homenao ny…” 05/06/2025 à 16:40
Rafangy dans La Jirama devient Société anonyme: “Ahenantsika ny vidin-jiro tompokolahy sy tompokovavy? anisany teniny voalohany io taorinan’ny fanonganampanjakana ary dia notznterahiny tokoa dia taty aoriana ilay…” 05/06/2025 à 16:31
ndao ndray hitaingi-tamboho zany zalah e!
@Fort-carnot, izaho izao mihirahira ny hiran’izy i Fuhr ” tambitamby ny aiko” ry zareo nahazo lahy kely izahay miandry vavy kely @ latsinainy na talata… Hitosaka indray bex.
@Rainintsara, tongava soa ilay nandrasana 🙂
@mclient, misaotra e. Mandreraka ilay andro mamay be.
@Rainintsara, tongavasoa ny vahiny kely e! dia raisina ampitiavana sy ampifaliambe izay tonga eo fa sao tsy araky ilay nantenaina mantsy!
@Rafangy, misaotra e. Efa fantatra hoe ahazo mpamaky siny e.
Aleonay aloha miandry Lolo sy tariny complet
Tsy azo henoina andro harivariva anie ny fanahy no manidina…tambazako izay tsy ory raha mitoby eny ambony, tsara ny hiran’ny taniko.
Je pense qu’il ne manquera pas de dédier ces concerts à Régis:”le roi est mort,vive le roi”