Demain 4 août à Fianarantsoa
A Tamatave le 18 août.
Moramanga le 20 août.
Palais des Sports Mahamasina le 25 août.
Tsiroanomandidy le 27 août
Antsirabe le 1er septembre.
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
ndao ndray hitaingi-tamboho zany zalah e!
@Fort-carnot, izaho izao mihirahira ny hiran’izy i Fuhr ” tambitamby ny aiko” ry zareo nahazo lahy kely izahay miandry vavy kely @ latsinainy na talata… Hitosaka indray bex.
@Rainintsara, tongava soa ilay nandrasana 🙂
@mclient, misaotra e. Mandreraka ilay andro mamay be.
@Rainintsara, tongavasoa ny vahiny kely e! dia raisina ampitiavana sy ampifaliambe izay tonga eo fa sao tsy araky ilay nantenaina mantsy!
@Rafangy, misaotra e. Efa fantatra hoe ahazo mpamaky siny e.
Aleonay aloha miandry Lolo sy tariny complet
Tsy azo henoina andro harivariva anie ny fanahy no manidina…tambazako izay tsy ory raha mitoby eny ambony, tsara ny hiran’ny taniko.
Je pense qu’il ne manquera pas de dédier ces concerts à Régis:”le roi est mort,vive le roi”