Oui oui ça 🤣 par ici la description
7 ans plus tard, vous, vous avez ça 🤣
Belle régression collective dites donc.
Oui oui ça 🤣 par ici la description
7 ans plus tard, vous, vous avez ça 🤣
Belle régression collective dites donc.
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Solutions bidon d’un prezida cruche 😛
Na ny akoho aza efa malaky mandositra LLNBV:
https://www.facebook.com/reel/1281007509973515
rasedy il n’a pas précisé dans quel direction on va aller avec le tsy maintsy mandroso
Mijery Vaovao am 8 ora alina, misy voasambotra ny mpigrevy fahatapahanjiro teny Ankadindratombo satria tapaka adin’ny 10 ny jiro. Eo ampanarahana ilay vaovao dia tapaka indray ny jiro ato antanana.
Fa inona marina no tena tadiavin’ity fitondrana ity e. Lisany ry silipo mahaiza mipetraka fa tsy ho zakan’ny lisany ny tsy fahazakan’ny olona an’izao zavamisy zao a. Fa nga ny am misy an’lisany any mazava sy mahita rano fisotro tsy toy ny an’ny rehetra ?
Aza misy tratra farany eo lisany fa inan’ny … lisany. Fitondrana tsy alehany io no arovarovana tsy atoandro sy alina eto.