Raza dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “C’est marrant que cette cuisson des steaks, « à la flamme » soit toujours mise en avant chez BK. C’est quand même…” 10/05/2025 à 22:36
Nifin'Akoho dans Donc lui il a le droit de critiquer… mais pas les autres ?: “Tiako mba ho hita am’izao ny endrik’ireo sipa niara-nivanitinika nanotrona andrazoky io tam zany. Sa efa anisan’ireo mpirai-petsapetsa ao am…” 10/05/2025 à 15:40
Nifin'Akoho dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “Zany ve tsy hitovy amin’ny gastronomie pizza. Mividy carton misy sarina fanorina sisa. Nanaraka ny tompony ny tsirony.” 10/05/2025 à 15:19
Balbo dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Dia mbola mamerina ihany aho hoe, ny moteran’ny fiara no simba dia ny mandoko sy manolo jantes alu azy no…” 10/05/2025 à 13:47
I Rinah vavatrondro sy mamasôsy aloha sûr fa tsy tafa intsony : efa rodana. I mamasôsy koa moa toa tsy mahay mi-roulé rr; sa diso ako?
diso ianao ka ! mahay tsara mihintsy izy na dia manadinodino koa ary indraindray lol
Rinah est pareille, elle rrrroule les rrr quand elle y pense
Non mais j’ai rien choisi, ni fais exprès, mais je roule vraiment les RRR depuis petit. Je dois pleurer ?
Efa ao izany ny critère anankiray…Ho lasa talé kabonetra ianao raha ao ny efatra hafa.
hi hi hi. Ireto tsy tafiditra mihitsy : lehilahy, efa rodana !
manao koulikouli, manaiky ho tratra farany, manana lela mavo