Blague à part, ce poste va plutôt ressembler de plus en plus à un autre poste bien connu.
Vous bousculez pas au portillon surtout hein 🤣
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
I Rinah vavatrondro sy mamasôsy aloha sûr fa tsy tafa intsony : efa rodana. I mamasôsy koa moa toa tsy mahay mi-roulé rr; sa diso ako?
diso ianao ka ! mahay tsara mihintsy izy na dia manadinodino koa ary indraindray lol
Rinah est pareille, elle rrrroule les rrr quand elle y pense
Non mais j’ai rien choisi, ni fais exprès, mais je roule vraiment les RRR depuis petit. Je dois pleurer ?
Efa ao izany ny critère anankiray…Ho lasa talé kabonetra ianao raha ao ny efatra hafa.
hi hi hi. Ireto tsy tafiditra mihitsy : lehilahy, efa rodana !
manao koulikouli, manaiky ho tratra farany, manana lela mavo