Raza dans Copinage, népotisme, clans clans, famille…: “La parfait exemple de ce méli-mélo, c’est que le colonel s’est cru obligé de partager son pouvoir avec 4 autres…” 23/03/2026 à 20:54
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
“Tsy maninona io ram’s a. Ianao koa dia mahita kihanina foana.
Fahadisoana kely tsisy dikany io.
Tonga dia fantatra anie fa gasy ireo e.”
Tsia.
Tsy azo hamaivanina toy izany ny sainam-pirenena.
Hisy katolika hanaiky hametraka lakroa mivadika eo amin’ny rindriny ve?
Tsy hanaiky izany velively izy. Satria famantarana masina ny finoany ny lakroa.
… Ka tokony homena ny hasina mifanaraka amin’izany.
Mari-pamantarana ireo mpanohana ny Antikristy ny lakroa mivadika raha ny marina.
Ny sainam-pirenena no mari-pamantarana voalohany ny firenena iray.
Loko telo no manome izany ho an’ny Malagasy:
Fotsy mitsangana. Mena mitsivalana ambonin’ny maintso mitsivalana ihany koa.
Masina ny tanindrazana. Masina ny firenena.
Tsy hanaiky hanimbazimba ny sainam-pireneny ny tena olom-pirenena marina.