Ah la laa.. ambony ambany… Tsy maintsy mena ny ambony ary tsy maintsy ataontsika mena foana ny eo ambony.
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
“Tsy maninona io ram’s a. Ianao koa dia mahita kihanina foana. Fahadisoana kely tsisy dikany io. Tonga dia fantatra anie fa gasy ireo e.”
Tsia. Tsy azo hamaivanina toy izany ny sainam-pirenena.
Hisy katolika hanaiky hametraka lakroa mivadika eo amin’ny rindriny ve?
Tsy hanaiky izany velively izy. Satria famantarana masina ny finoany ny lakroa. … Ka tokony homena ny hasina mifanaraka amin’izany.
Mari-pamantarana ireo mpanohana ny Antikristy ny lakroa mivadika raha ny marina.
Ny sainam-pirenena no mari-pamantarana voalohany ny firenena iray.
Loko telo no manome izany ho an’ny Malagasy: Fotsy mitsangana. Mena mitsivalana ambonin’ny maintso mitsivalana ihany koa.
Masina ny tanindrazana. Masina ny firenena.
Tsy hanaiky hanimbazimba ny sainam-pireneny ny tena olom-pirenena marina.
“Tsy maninona io ram’s a. Ianao koa dia mahita kihanina foana.
Fahadisoana kely tsisy dikany io.
Tonga dia fantatra anie fa gasy ireo e.”
Tsia.
Tsy azo hamaivanina toy izany ny sainam-pirenena.
Hisy katolika hanaiky hametraka lakroa mivadika eo amin’ny rindriny ve?
Tsy hanaiky izany velively izy. Satria famantarana masina ny finoany ny lakroa.
… Ka tokony homena ny hasina mifanaraka amin’izany.
Mari-pamantarana ireo mpanohana ny Antikristy ny lakroa mivadika raha ny marina.
Ny sainam-pirenena no mari-pamantarana voalohany ny firenena iray.
Loko telo no manome izany ho an’ny Malagasy:
Fotsy mitsangana. Mena mitsivalana ambonin’ny maintso mitsivalana ihany koa.
Masina ny tanindrazana. Masina ny firenena.
Tsy hanaiky hanimbazimba ny sainam-pireneny ny tena olom-pirenena marina.