C’est la dernière trouvaille en date des Projets présidentiels.
Ah bon ? Donc que valent les documents et titres de propriété émis par le Fanjakana ? Pas grand chose puisque n’importe quel quidam peut se ramener, clôturer n’importe quel terrain qui lui tape dans l’oeil et annoncer sans vergogne : « ceci m’appartient« .
Les Tananariviens (et les autres) apprécieront.
efektivement
Vola naloantsika tamin’ny hetra daholo no ampiasaina ao fa tsy azy avy any am-paosiny, ka aleo izy hanao izay ataony fa isika mahalala ny hatao rehefa tonga ny fifidianana.
Mampitapy ity akaiky very fihinànana ity ka..Tsisy ati doha intsony mihintsy ireto izy fa mikoropaka miala aina
an an, mbola asiana bounga bounga kely aloa @ eriny
La mort ou tchi tchi?
La mort ok… mais d’abord tchi tchi
Fa hanaovan ndry zareo inona moa izany le manondidina an ilay farihy e?
ka raha mba fefen’ny commune gony koa moa iavoloha, satria iavoloha no azy fa tsy ny manodidina?
Aleo kosa io mba amboarina toy izay atao famaniana e. Na ny Etat foibe no tompony na CUA, Mahatsara antsika ny fanamboarana anio
Amen
Raha mba tena izay tokoa moa maninona fa ny toe-tsaina entina manao azy no miampanga andry zareo, mirefarefa @ tany.
Ilay maka tsy miera no olana fa tsy ny fanamboarana ka.
Sady raha hanamboatra ihany, ny priorité be dia be, fanafody any @ hopitaly, làlana soavimasoandro ivato, embouteillage etsy sy eroa be dia be noho ny lavaka, RN 44, sambava…sns, ny rano miakatra eny ambany tanàna (aza adino fa bassin de laminage Anosy io) ka mbola ho ampiana indray ve ny olana? insécurité be dia be ity ve tsy aleo aloha ny jiro no averina??? ohatra fotsiny ireo fa betsaka be, taxi-be, vidim-bary, vidin-tsolika…. kidnapping… Anosy ve no priorité????
Fa ngaha hototofana anosy??
Ohatran’ny secte ianao, maka anadàlana iray @ baiboly dia iny ihany… Maro no lazaiko eo ambony fa ny anosy totofana ihany no olanao… Tsy totofana ka, fa tsy hadio mihitsy koa noho izy bassin tampon io.
Any anaty IEM any angamba izy no totofana :p
Ny zavatra lazainao sasany hitako hoe marina, dia tsy asiako sira. Tsara rehefa tsy totofana. Tiako aloha io amboarina na iza na iza mamboatra azy. Mety ho tsara kokoa aza io raha fefena tahaka ny zaridaina eny mahamasina sy @ avenue analakely ireny
Tamin’ny andron’ny Jeneraly Ramanantsoa efa nanomboka nasiana tatatra manodidina an’Anosy mba tsy hivarinan’ny rano maloto ao intsony, dia hoe asiana canal avy any Ikopa hameno rano azy. Izay no tokony tohizana raha mahay ny hydroliciens gasy.
Marina izany Mavo a!
Ny mbola tsy azoko hatramin’izao aza dia ilay « projet présidentiel » mihitsy! Ny dikany ve dia hoe misy volan’ny fanjakana napetraka @ prezidansa, izay azony ampiasainy @ tetikasa izay tiany? eny fa na dia tsy ao anaty laharam-pahamehan’ny firenena aza? Sa ve vola avy any anaty paoketran’ny prezidà mihitsy no anaovana azy.
Inona moa izany no ilàna ny « Programme d’Investissement Public » na « Programme Pluri-annuel d’Investissement » raha izany?
Fa raha vola avy any anaty pôketran’Ingahy prezy indray! Indrindra raha vola madio! Angamba iny tsy hidirako, na ho alohany daholo aza ny karaman’ireo mpilalao bounga-bounga eny Mantasoa tsy olana.
miasa ho anao ny fanjakana e. miasa madrebireby saim-bahoaka fotsiny.
izao ilay oe any @tsy marary no asiana fanafody. ohatra akaiky be : hopitaly HJRA sy Befela eo akaiky eo be zavatra tokony amboarina sy alamina dia ny farihin’anosy ve no tokony hahamaika?
‘y a pas de « natif de manodidina ny lac anosy » quelque part pour protester ? 🙂
lol
Le HVM doit se poser la question suivante: le harcèlement envers la Mairie de Tanà et les Ra8 va-t-il le rendre plus sympathique auprès des Tananariviens?
Manifestement, c’est le contraire qui se produit et le HVM s’attire encore plus l’animosité du public.
Pareil pour les réparations des routes qui bouleversent la vie des gens, et toutes les inaugurations folklo, il s’attire plus le mépris que l’admiration.
Ils n’ont pas à se poser de question puisqu’ils savent pertinemment que les Tananariviens (et pas qu’eux), n’ont aucune espèce de sympathie pour ces « dahalo ambony latabatra ».
Ils ne jurent que par la force via les herim-pamoretana et par les malettes.
Les natifs de Fianarantsoa (betsileo et sud est surtout) sont remontés car les ministres ont été interdits d’assister à leur présentation de vœux. 2018 sera une année difficile pour le hvm, alors ils se concentrent sur 2030.
Message subliminal : le lac anosy avec toute la merde qu’il y a dedans appartient à la CUA. Les alentours avec les beaux jardins et les jolis jacaranda appartiennent au président! 🙂
+1
mdr
hahaha