Zao an, Mbola tsy misy resaka ny hoe “resy na mpandresy” aloha izao. Ny antony dia ity: mbola résultats avy any Tuléar avokoa no ankamaroan’ireo tonga ireo. Noho izany, susceptible mbola hiova be ireo vokatra ireo. ny mahagaga ahy fotsiny dia ny hoe nahoana moa ny “résultats scannés” avy any Tuléar no ho tonga alohan’ny eto TANA ville, raha jerena tsy miangatra fotsiny ny fandroson’ny haitao disponibles eto Tana ville mitaha amin’ny any atsimo andrefana. Donc, eo ilay “soucis” no mipetraka. Fa misy inona any amin’ny tsy tza-maso any?
Salama daholo. Mba manontany tena koa aho mantsy. Fa raha ny fahalalako ân’ireo dia vokatra avy any alavitra (toliara, fianarantsoa…).
Ary ny mahagaga ahy dia ny vokatra avy eto akaiky Analamanga, itasy, vakinankaratra…. tsy mbola avoakan’ny CENI. Raha tsy hoe angaha tratran’ny embouteillage ny vokatra avy eto dia mbola tsy tonga ao @ CENI, na koa hoe mbola traitement spécial no miandry ny vokatra avy eto akaiky vao azo avoaka?. Humm
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
L’ecart reste grand mais si on affine je pense qu’on finira proche des 52% pour Anr et 48 pour Ravalo.
Je pourrais aussi dire que si on affine on arrivera à 50-50 🙂
resy v zany tsika ?
Resy fa tsy mandohalika. 🙂
lire chronique du jour 🙂
miandry an’i Elman @ 2028 indray izany knou.
kanefa mbola manantena ihany mandra-pivoakan’ny vokatra ofisialy.
Euh non… pas après 5% des BV.
Zao an, Mbola tsy misy resaka ny hoe “resy na mpandresy” aloha izao. Ny antony dia ity: mbola résultats avy any Tuléar avokoa no ankamaroan’ireo tonga ireo. Noho izany, susceptible mbola hiova be ireo vokatra ireo. ny mahagaga ahy fotsiny dia ny hoe nahoana moa ny “résultats scannés” avy any Tuléar no ho tonga alohan’ny eto TANA ville, raha jerena tsy miangatra fotsiny ny fandroson’ny haitao disponibles eto Tana ville mitaha amin’ny any atsimo andrefana. Donc, eo ilay “soucis” no mipetraka. Fa misy inona any amin’ny tsy tza-maso any?
BV avy aiza reo traité ireo azafady?
Salama daholo. Mba manontany tena koa aho mantsy. Fa raha ny fahalalako ân’ireo dia vokatra avy any alavitra (toliara, fianarantsoa…).
Ary ny mahagaga ahy dia ny vokatra avy eto akaiky Analamanga, itasy, vakinankaratra…. tsy mbola avoakan’ny CENI. Raha tsy hoe angaha tratran’ny embouteillage ny vokatra avy eto dia mbola tsy tonga ao @ CENI, na koa hoe mbola traitement spécial no miandry ny vokatra avy eto akaiky vao azo avoaka?. Humm
Mila atao mangarahara tsara mihints, BV 1472, BV avy amin’ fokontany zao, faritra zao
C est bien parti pour 20 ans de galère, puisque les voyous qui sont derrière tout cela ne lâcheront pas de sitôt
https://legrandcontinent.eu/2018/11/22/madagascar-une-democratie-contrefaite/?fbclid=IwAR0nKEfw3YXInoDMKZhChQat0fHQ4mhq0j_2kxKYBmcWJ2DuNgV5oRV_JFw
Tendances : 10h 56
BV traité: 1 924 / 24 852 soit: 7.74%
Inscrits: 1 016 132 / 9 913 599
Rajouts: 1 092
Votants: 457 418
Blancs: 3 908
Nuls: 6 231
Suffrages exprimés: 447 279 soit: 97.78%
Taux de participation: 45.02%
13 – Andry Nirina RAJOELINA : 253 489 soit 56,67 %
25 – RAVALOMANANA Marc : 193 790 soit 43,33%
tsy misy fivoarana izy zany…
Ny tena tsy matiko lolo dia ny hoe any amin’ny faritra ambanivohitra lavitra any dia misy BV tsy misy fotsy na maty mihitsy
et bien il fallait y envoyer des délégués et couvrir chacun des 24 852 BV. Comme ça, le lolo est maty 🙂
c’était ça le turbo. l’a-t-il fait?
on sera fixé dans moins d’une semaine.
Le CENI a intérêt à regarder de plus prés car ça part en sucette.
oh oh .. mais bon, TV+ c’est pas trop la référence non plus hein