Donc ça y est, 8 ans après le putsch de 2009, Air Madagascar a été finalement liquidé pour la modique somme de 40 millions de dollars ?
On nous parle de « partenariat stratégique » pour noyer le poisson dans l’eau mais dans les faits, ce ne sera plus nous Malgaches qui décideront de la direction générale de notre compagnie aérienne nationale.
Bravo les gars.
Mais permettez-moi de ne pas vous féliciter.
Réaction bizarre pour quelqu’un qui veut voir Madagascar redevenir colonie française…
force one 2 a été bradé pour « $25millions » par qui nous savons tous, alors air mad et ses vieux coucous, c’est déjà un bon prix ces $40millions!donc lors de la réception du 26, nous aurons une surprise
@Rafangy, JNB et caviar à gogo pour tout le monde. Enfin pour ceux qui sont invités à la sauterie…
Hita mihitsy fa tsy afaka aminy Reny Malala, katsaka aho e, voanjory ahy hoe
@malama loha, tsy hoe tsy afaka amininy fa tsy tehiala aminy! mora tamabazana kely dia sahy mivarotra tanindrazana!
Ary ho hitantsika ato ho ato, Marina fa fito aminy dimampolo taona zao no nahazoantsika ny fahaleovantena, fa ho hitantsika fa ny mena sofina zao no hitantana ny zavatra rehetra eto aminintsika
Aleo ko vaza no mitatana anio faha tsika gasy ko diso vendrana laotréeee
@rabesarrty, aza manaratsy tena toy izany, tsy hoe diso vendrana isika fa matimbola kely loatra!
@Rafangy, Hoy ny bandy akamanay izay oe, isika malagasy ampatoriana amin’ny oe misy olona mahay eee, misy olo-manga eee, misy SECES ee, recherche aho recherche, matoa rangah hoy le bandy izay farany eto an-tany dia tsy mahay e, tsy mahay matoa farany.