Gné ? Oui oui, à un moment il y en a un peu marre d’entendre au quotidien ces nouvelles morbides, mortiferes, malheureuses, bref, archi négatives provenant de Madagougou.
On veut des nouvelles sensationnelles ? Bah oui, je sais pas moi. Pas des effets d’annonce qui ne seront jamais suivies d’annonces d’effet mais des vraies bonnes nouvelles, des machins, des trucs et bidules qui permettraient enfin de sortir de cette spirale infernale.
Oui mais comme quoi ? Au hasard par exemple “ça y est tompokolahy sy tompokovavy, 10 000 tracteurs sont en route, chacun cultivera 100 hectares, et avec le rendement du riz hybride à 11 tonnes par hectare, à chaque récolte nous allons donc avoir 11 millions de tonnes de riz” ! On en bouffera même pas la moitié en local et on peut exporter l’autre moitié. A 400 ou 500€ la tonne je vous laisse calculer.
Quoi d’autre de nouvelle qui serait sensationnelle ? Ah oui, on nous parle d’1 million de personnes qui sont en danger dans le sud. Pas d’eau, pas de cultures, rien à se mettre sous la dent… et dans le même temps … je vois les Arabes qui arrivent à faire émerger des villes dans le désert ? Et que chez nous, alors que nous disposons de terres qui ne sont pas aussi arides nous n’avons même pas réussi à créer une seule ville nouvelle jusqu’ici ? Euh je n’ai pas dis non plus qu’il fallait ramener chez nous les Arabes hein.
On s’extasie sur cette nouvelle rocade nord-est qui va certainement être inaugurée en grandes pompes et merci Prezida … Hery Rajaonarimampianina d’avoir initié ce projet ? Les gros projets, et je sais de quoi je parle, nécessitent le temps long, ainsi qu’une certaine continuité dans tous les domaines. Les hommes passent, les dirigeants passent, mais le projet doit se poursuivre et aller jusqu’à son terme.
Quand je parlais de Plan Marshall ce n’était pas pour des ersatz de projets genre kaly machin tsinjo. Non, je pensais plutôt à des mega-structures, des milliers de kilomètres d’autoroutes, des infrastructures délirantes (mais utiles), le développement massif du ferroviaire, l’agriculture intensive comme on l’a vu, des solutions techniques et industrielles pour en finir avec ce problème de l’eau sur tout le territoire, de la construction de dizaines de milliers d’écoles, de collèges, des centaines de milliers de formateurs remis à niveau, de sorties de terre d’usines, d’unités de production, d’outillages, de transformation, que sais-je ?
Pendant ce temps, tic tac, le temps s’écoule inexorablement. Pendant cette première moitié du mandat présidentiel, on attendait et espérait un peu ces mega-chantiers. Mais hélas, rien de neuf à l’horizon.
Et je ne vois pas ce qui pourrait changer pour la deuxième partie du mandat car avec les mêmes personnes, les mêmes méthodes, on s’attend à avoir des résultats différents ? Oui oui la folie …
Encore une fois, quand je parlais de prendre son angady, sa b*** et son couteau dès le premier du jour du mandat, ce n’étaient pas des paroles en l’air.
Il y avait le sens propre, à savoir aller planter ce million d’hectare comme on l’a vu plus haut.
Mais il y avait aussi le sens figuré, c’est-à-dire retrousser ses petites manches et aller faire le tour du monde pour ramener ces centaines de milliards de dollars nécessaires pour financer le vrai Plan Marshall.
Hélas, avec le covid 19 et la fermeture des frontières, cela me semble fichu pour un bon moment.
Non, toujours pas.
Par contre avec la série télénovela, Ma Dalton s’est plainte qu’elle est trop insultée et qu’elle ne supporte plus les propos haineux.
Ma Dalton sa Calamity Jane ? lol ! Sinon, c’est bien elle qui a insulté les 6%, non ?
Prochaine innovation c’est sera un “Mipipi + Micaca classe” avec wifi et écran oled 2k 😛
avec ascenseur
.. et air conditionné
par contre, cela est bien utile car avec tout ce qu’un gougouesque bouffe; l’odeur à la sortie est pire que celle du souffre
Efa ho parfumés koa ny manarapenitra any Miami.
non, non pas du tout de l’ascenseur avec ces delestages à repetition! imaginez que vous etes en train de caguer dansles toilettes avec ascenseur et là; hop coupure de courant,donc l’ascenseur va s’arreter et avec la deceleration brusque; le contenu de la cuvette va se repandre!
Tay be cette histoire 😛
cela me rappelle une breve sur actutana, à propos de rajaonarimampianina: tay be rajao ou betay rajao! hihihihihihi!
En tout cas, pour la construction de la Rocade Est et Nord-Est, je dirai ” tay be Rajao ” 😛
Ny halatra panneaux sy vy amin’ny tetezana dia efa hiseho tsy hoela mialoha ny réception araka ny fomba izay tsy hita izay maharatsy azy
Ny saro-pasana ery @ Firaisan-kina aza misy mamaky mba angalany ny vy ao anatiny 🙁
ka io indray dia ilay resaka fialonana ihany e: ianao nahavita an’io asa io,izaho mahafantatra tsara fa na mandats 13 aza tsy hahavita ny 1/100 ny nataonao akory dia avelako misy mangalatra, mba tsy hilazana hoe izaho mihitsy no mamporisika ny mpangalatra eny
idem
Peut être que je me trompe mais il semble que le canal des pangalanes a été creusé à la pelle non? .
Donc avec peu de moyens, on peut faire des grands travaux.
Qu’est ce qui empêche l’état Malagasy d’engager les tireurs de pousse-pousse et de charettes à creuser des tunnels ? bien sûr avec un salaire et équipements de protections individuelles.
En plus, on a des bons ingénieurs du génie civil .
Ok les travaux n’avanceront pas à vitesse grand V mais si l’Etat avait commencé cela depuis les années 60 -70 alors on aurait déjà des ponts et des routes en bon état .
Et comme le dit Elman , il faut qu’il y ait continuité de l’état dans ces infrastructures.
Efa 2021 ve isika zao dia mbola ny tanana ihany no ampiasaina ? nefa ny état mahazo aide be dia be @ zao tontolo zao , maninona raha nividianana materiels ho ampiasain’ny malagasy? firy ny olona maty t@ io canal des pangalanes io?
Mba kendrena ihany ny “appropriation” n’ilay projet ho an’ny daholobe mba tsy hisian’ilay resaka malaza hoe “handova an’ity angaha ny baban’ialahy f’aleo hoentina mody ny panneaux solaires”. Tsy misy olana ange ny fampiasàna “équipements modernes”, fa moa ve manana technicité ny daholobe. Mba jereo ny “mains d’oeuvres” nafarana tamin’ny nanombohana an’Ambatovy nefa “soudeurs” sy “conducteurs d’engins” fotsiny no qualification notadiavina ohatra.
dia tokony ampianarina ny malagasy anie e
Tsy nisy nahay tany ankimbondreniny fa samy nianatra sy mianatra daholo
Mila formation ny Malagasy .
Conducteur d’engins , Grutier, Technicien hydraulique, Technicien mécanicien ,technicien de Maintenance,
Ireo no tokony ampianarinn’i fanjakana any an tsekoly fa tsy ny litterature na zavatra tsy hilaina.
Le fanjakana moa dia tsy misy “vision sur le long terme” mihintsy.
Tena marché goavana be ny construction ary ny materiaux dia misy amin’tsika daholo : granite anaovana gravier, calcaire anaovana ciment sns sns,
ka trop compliqué de bosser tout ça ka : c’est tellement plus facile d’importer et de prendre sa com au passage
Isika koa tena kamo mihintsy e , miandry ho tolorana foana , dia tsy mahay mampiasa lay “coco” mihintsy hihih
efa nisy nanao izany na tamin’ny repoblika voalohany aza fa ny fahatrana toetsaina no tsy nanohizana izany.
Efa 2021 izao fa mbola tsy misy lalana , tsy misy tetezana, tsy misy tunnel , tsy misy lalamby manarapenitra.
Tsy ny tanana fa ny fitaovana no ampiasaina . Atao inlay hoe “process semi automatique “.
Ohatra fotsiny ny hoe lalamby:
Ny aty Europe na ny any Chine , dia efa machine automatique no mametraka ny lalamby . Tsy mila main d’oeuvre maro izareo fa ilay machine no sady mibata an’ilay traverse metallique sy ny manao soudure.
Kanefa tena lafo be ilay izy ary ny firenena matanjaka sasany aza dia mbola tsy mampiasa an ‘io process io.
Ny fanjakana malagasy dia mahantra ary ny olona malagasy koa dia tsy misy asa. Ny tanjona dia sady hametraka an’ ireo infrastructure no sady manome asa an’i olona Malagasy.
Mety ata hoe :
Fitaovana hydraulique tsotra no ampiasaina ( pompe hydraulique, levier hydraulique,marteau,burin, soudure manuelle) , dia amin’izay mba hafaka maka main d’oeuvre maro maro . Izay ile izy tompoko.
Ary betska ny olona maty tamin’ny canal des pangalanes satria tsy nisy ny QSE (Sécurité) , tsy nisy ny procedure de sécurité na ny protection individuelle satria mbola andevon’i Frantsay itsika tamin’izany .
azoko mihintsy zany lazainareo zany ka ! fa raha tsy nanodina vola ny ao ambony, raha tsy nisy ny risoriso mety mba ho tafavoaka ihany isika, na dia ny vary aza ve dia hafarana? nefa io no foto-tsakafontsika malagasy
Izay ile izy .Raha mbola eo ny kolikolin’ ny fanjakana dia tsy ho hivoatra ny Malagasy
tena izay mihitsy satria tadidiko ratsiraka nanao ny operation 100 000ha hoe hambolena vary fa dia very anjavony toy ny etotry ny mpanetsa fotsiny ny vola sy fitaovana nalefa tao fa resaky ny mpiakamakama no tao dia izay
angah efa tao i ferpierre nampanjavona tracteurs tamin’izany fotoana izany?
an an ! tsy izy kosa no nampanjavona ireny tracteurs anjatony maro ireny fa ny azy ilay avy any inde no naripany
nanitona ny saiko mihitsy ny mahita ny vato pave atao lalana amin’izao fotoana ary dia nanontany ireny mpamaky vato ireny aho hoe nahoan aianareo no tsy mahavita pave 50 x30 x20 ohatran’ny taloha intsony fa zara raha misy 15 x 10 x 15? dia tsotra be ny valiny: tsy misy fitaovana ohatran’ny taloha intsony hono!
nefa anie jereo ny lalana avy any anaty rova mandalo imarivolanitra hatraty antanimena sy anosipatrana iny fa dia sady tsy mihetsika mihitsy ireo vato no lehibe tsara daholo
ah bah Madagougou c’est plus tu paies, moins tu as. Regardez juste le cours de l’ariary, y a pas de mystère.
Na ny haben’ny biriky amin’izao fotoana izao aza efa….
vao tamin’ny heritaona mihitsy aho no niresaka tamin’ny mpanao biriky hoe maninona no ahena ny habeny? dia tsotra ny valiny hoe raha atao ireny lehibe ireny ihany hono dia kely ny isan’ny vidian’ny olona!fisainana tenatsy azoko mihitsy
any amindry Mangableu izay manana lalamby anisany lava indrindra eratany dia ny sandry no ampiasaina betsaka, nahita aho amin’ireny mandraraka vato main’ny lalamby ireny(ballast) dia taomina amin’ny sobika ilay izy, dia ohatran’izany koa ny tany Shina talohan’ny taona 1990 tany, izaho koa dia mihevitra mihitsy fa tokony asatanana no ampianraina betsaka any antsekoly dia ireo maranitsaina no alefa manohy, fa raha ny isan’ny navoaka teny amin’ny oniversite(na teto antoerana na tany ivelany) izany anie ka efa amanahetsiny e fa dia izao miahamitontongan aizao foana isika!
tamin’ny andron-dratsiraka dia nisy ny atao hoe brigade legere d’intervention du genie, na blig izay nasaina nanarina ny lalana tamin’iny faritra atsimo atsinanana iny fa ny zavanisy dia lany tsy ampiasain’ireo fitaovana ny solika sy menaka, ny kojakojan’ireo fitaovana dia manjavona ho azy eo, dia foana ho azy moa ny blig izany
Ny firenena hafa rehetra tafavoaka daholo , fa isika ihany no mitontongana, sendra zay mpitantana tsy mieritreritra ny ho avin’ny taranaka fa ny androany sy ny rendrarendra ihany
indrisy mantsy fa dia tena hoe niangaranJanahary tokoa isika ka dia ireo mpitondra nofa no nomena antsika
Rarakivy fotsiny mijery ny barrages lehibe vita any Etiopia sy RDC. Ohatran’ny olona voaozona isika Malagasy nefa problèmes inona teto Madagasikara no tsy efa nolalovan’ireo Firenena ireo.
Sady amin’io betsaka ny ingénieurs Malagasy no miasa amin’ireny manerana an’i Afrika
dia chefs de projet daholo ny injeniera gasy nivoaka teto ireny ao, na afrika miteny frantsay io na anglisy
aoka re marina tokoa! mamaky aho fa handefa zanabolana ny maorisiana, zara raha lehibe ohatran’ny boky hoe nefa dia isika tanibe ity tsy mahavita na dia mamokatra vary akory aza!
Sady mahasosotra no mahamenatra e
Vous êtes mauvaise langue… Dans le genre sensationnel on a quand même 300 maison brûler par 150 personne qui on volé 500 zébu et qui sont introuvable même avec des hélicoptères.c’est pas mal quand même.
et c’est encore plus curieux que cette action s’est deroulée juste après le passage du mamimbahoaka hajaina masoandrontsika dans le coin! c’est comme si les dahalo ont voulu narguer le regime
on chuchote même que les daholo étaient dans l’assemblée venue écouter son altesse pour inaugurer son poste avancé là
Anisan’ny olana mafonja @ ireto foza ireto koa : rehefa ”projet” tsy misy vola be ho angalarina dia tsy ”interessant” ho an’izy mianakavy.
le projet Fasana Firaisam-po est édifiant à cet égard. Pour un pays aussi pauvre, dépenser autant pour des tombes provisoires c’est effroyable.
Jean Louis, c’est toi ?
Za mamaky hoe misy Jeneraly 800 aty amintsika dia tena sanganehana. Vola be tsy toko tsy forohana anie no amelomana an’izany e. Kanefa mpangalatr’omby aza tsy hain-dry zareo samborina.
Peut être quelques uns de ces généraux sont des Dahalo et voleurs de bétail?
500 zébus ne disparaissent pas vite, à 5km/h c’est maximum 40 km en une journée, et l hélicoptère vole à 200km,et en altitude.
Pour ne pas voir ces zébus il faut…le faire volontairement.
Ils sont certainement en route pour un abattoir tenu par des Chinois dans le sud de l’Ile.
des sources aussi chuchotent que les zebus ont ete embarqués sur des lct….
ny manamboninahitra eto amintsika dia tsy noho ny fahaizana aramiaramila no iakarana grady fa ny halavan’ny lela amin’ny solelabody!efa nalefa tany amin’iny faritry midongy iny i lylison niaraka tamin’ny miaramila sy fitaovana izay nilainy fa vehivavy marefo no mba azony tany, ny dahalo anefa tsy nisy nanao ecole de guerre izany
Ito sary ito hitako tao amin’ny fb fa tsy haiko ny fahamarinany. Maro no milaza fa efa lafo en gros daholo hono izy ireo ary tsy hotakatry ny majinika ny vidiny, ary tena tsy hay hoe iza no hoatonina raha hitady infos na koa hikasa hividy.
Tsy ho takatry ny “classe moyenne” fa tsy ny “madinika” akory ny vidiny. Ny sary dia nalaina vao haingana ary toy izao tokoa no fahitàna azy ankehitriny.
ivato ve io?
Ary ianao kosa toa tsy mahita afa-tsy Ampasika sy Andranonahoatra 😉
ka eny no akaiky sy lalovana maraina sy hariva!eny no hahitan’i Gasy ahy e!(mba aiza tokoa lery izay? )
Nouvelle(s) sensationnelle(s)? Le mec qui balaie là! au moins il a compris que seuls les rouges et noirs et blancs (et les verts/bleus de any an-gabouné), genre tim, sont efficaces.