Ny volan’ny cnaps efa ritra, ny volan’ny artiste ao @ omda efa nahodina any ankafa, ny volan’ny pétrolier tsy voaloha,..; tsy misy fond de tiroir azo kôfina intsony; tokony hivarotena angamba i bimolitsa sy ilay mpiady antsena iraika mpitavana ny air mad iny mba handohavana ny volan’ireo olona rehetra ireo; tsy sûr akory fa hahazo kilina ka asa izay hiafaran’ny tantara?
Vu tout de suite sur moov : “L’Etat va prendre en charge les droits et taxe sur l’importation relatif à l’importation du matériel et de l’équipement des gares, pylônes et cabines pour le transport par câble.”. Voilà où va l’argent ! Voici la priorité ! Tena kôndrana.
tsy mankasitraka loatra aho satria i bomba anie no mpanolotsaina manokana ao e! ary i bomba sy ratsiraka irery no mirehareha hoe nanao ecole de guerre fa saingy tsy amin’ny fahavalo mitampiadina no hampiarandry zareo azy fa amin’ny olona tanampolo foana! tadidio ny faha 20 febroary iny fa solombava hamory vahoaka dia namoahana fiara mifono vy, mampirongoana bala tena izy miampy tireurs d’elite mpikarama an’ady an’i wagner, maika fa hoe hanakorotana an’i mamaimbahoaka eo fa tsy hisalasala i bomba hampiasa ireny katiousha, sy tafondro ireny! aza adino fa io ministry ny fiarovana io dia mbola mandray baiko amin’i bomba satria zandriny io aragrady
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Numerobis dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Je pense que quand on achète ce genre de jouet, on ne doit pas se soucier de combien ça consomme.…” 26/02/2026 à 09:02
Haja dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Le président n’a ni le droit ni assez de pouvoir pour donner son avis sur l’Ukraine, si on veut demander…” 25/02/2026 à 10:45
Miserana dans Que veulent les Malgaches ?: “S’ils avaient un marteau, une cloche et une chanson, ça aurait marcher peut être ? Et bien sûr qu’ils prennent…” 25/02/2026 à 10:42
Rahandy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “Je ne sais pas si on peut attendre quelques choses de quelqu’un avec un langage si “soutenu”. A force d’être…” 25/02/2026 à 09:54
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “plutot, cela fait 66 ans qu’ils prennent l’Etat central comme la personne qui doit s’occuper de tous leurs besoins, isaky…” 25/02/2026 à 09:47
Rafangy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “““La Nation court un grave danger, il est urgent que nous nous rencontrions monsieur le PRRM pour en discuter” et…” 25/02/2026 à 09:44
Fa tsy azoko e , f’angaha tsy milamina be any e? 🙂
tsotra, milamina et mirindra ? Non ça c’est ailleurs.
Dia eo zany zareo ho hitan’ny havany eo koa
ka izy ihany no nilaza fa mitodika aty amintsika ny mason’izao tontolo izao e!
Ce ne sont que la pointe de l’iceberg
Ny volan’ny cnaps efa ritra, ny volan’ny artiste ao @ omda efa nahodina any ankafa, ny volan’ny pétrolier tsy voaloha,..; tsy misy fond de tiroir azo kôfina intsony; tokony hivarotena angamba i bimolitsa sy ilay mpiady antsena iraika mpitavana ny air mad iny mba handohavana ny volan’ireo olona rehetra ireo; tsy sûr akory fa hahazo kilina ka asa izay hiafaran’ny tantara?
na dia hoe karemy efa ho enimbolana aza ve dia hiditra amindry zareo?
Izany ve tsy fanambaniana an dry Saida? krrr
Vu tout de suite sur moov : “L’Etat va prendre en charge les droits et taxe sur l’importation relatif à l’importation du matériel et de l’équipement des gares, pylônes et cabines pour le transport par câble.”. Voilà où va l’argent ! Voici la priorité ! Tena kôndrana.
hélas, kondrana dès le départ, ne pourra jamais devenir Einstein en cours de route.
kondrana c’est encore léger hein!
Certains disent sur FB “sao tokony ho sri lank -iavina”?