oui toutes les autre siles ont connu la covid et la guerre d’ukraine, mais, elles, elles n’ont pas de dirigeants qui osent tout, c’est à meme à ça qu’on les reconnait
tsytiafoza
3 années il y a
Fanontaniana ho anao andriamatoa PRM, dimy taona izay no nitondranao, aiza ho aiza izao ny laharan’i Madagasikara raha oharina amin’i Comores araka ny nampanantenainao? DTC?
samyfoza
3 années il y a
Aleo mba hiomehy kely….. Ny teto amintsika kosa tena voa mafy eh. Aiza koa hatramin’ny “môto” aza voa koa hatramin’izao mbola manisy “cache bouche” eo amin’ny tableau de bord ny ankamaroany , indrindra ny scooter marika kimco