Lire : Un adjoint au Préfet épinglé par le Bianco, libéré par la Justice
C’est bien ce que l’on nous serine à longueur de journée n’est ce pas ?
Et dans les faits ? Io izy io.
Lire : Un adjoint au Préfet épinglé par le Bianco, libéré par la Justice
C’est bien ce que l’on nous serine à longueur de journée n’est ce pas ?
Et dans les faits ? Io izy io.
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Ka izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy (Izay indray izao no lalàna mipetraka) fa tsetsatsetsa tsy aritro dia alefako eto ity . Izao vao naka Casier judiciaire N°3 (mbola latsaky ny 3 volana) dia madio. Izaho izany raha ny lalàna Malagasy no jerena dia « mbola tsy nanota », koa azoko atoa ve izany ny mtondra olona mitovy amiko , samy mbola vierge ny Casier judiciaire, dia mankeny Tsimbazaza dia mitora-bato ireo olona heverina ho meloka?
nisy bandy zay nitora bato ny bianco tetsy ambohibao
Ka iny mbola talohan’io lalàna io koa (sa misy effet retrocatif io lalàna vao vao io?)
Té ho régime gagazo nga ?