Tena satry andeha fa tena lavitra loatra ny misy anay , dia tena tsy mbola hay koa zay hiafaran’ity crise mondiale ty ! Fa dia ny fo sy ny saina miaraka aminareo zany @ samedi o!
Nifin'Akoho dans Îles Eparses : ah ils sont 9 dans la délégation alors ?: “Mampatsiahy ahy ilay mivory miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka ; ilay maire manao selfie fotsiny 15 mn niantomboan’ny fivoriana.” 30/06/2025 à 22:03
mpijery dans Le “vieux serpent de mer” des îles Éparses: “Ces îles ne se trouvent pas dans les eaux internationales, et les pêcheurs en haute mer Malgaches les connaissaient bien…” 30/06/2025 à 20:37
Hary dans Le “vieux serpent de mer” des îles Éparses: “En raison de votre mentalité coloniale, et de la géopolitique de votre pays , ce sera votre peuple autochtone qui…” 30/06/2025 à 17:02
Randria dans Course de côte Imerikasinina: “Des amateurs qui font mumuse avec les gros jouets et qui finissent par se crasher avec. Ca résume bien la…” 30/06/2025 à 16:17
Hary dans Commission mixte France Madagascar: “Est ce qu’ils oseront exiger la souveraineté ? Ou vont-ils discuter de la co-gestion?” 30/06/2025 à 15:14
Mazotoa homana oh!
misaotra tompoko ô
i Malala nga tsy ho avy @ sabotsy ? Aotrany misy namanareo ho tonga aan
Ka za tsy any akaikinareo koa ! efa lafo be ny gazole hihihi
Ho anako koa somary lavitra ihany (Tarbes-Paris) làlana adin’ny 8 atr@ 9. Efa lafo marina ny gazoil e..Mazotoa jiaby
Ie mazotoa daholo zay afaka
Bon meeting daholo fa izahay somary lavitra kely ihany (sady misy meeting en parallèle) ! Ho zokin’ny ao aoriana e !
le meeting c’est une fois tous les… mba manao effort e.. en plus on aura des intervenants qui viennent fraîchement de mada, mba hahazoana vaovao
Tena satry andeha fa tena lavitra loatra ny misy anay , dia tena tsy mbola hay koa zay hiafaran’ity crise mondiale ty ! Fa dia ny fo sy ny saina miaraka aminareo zany @ samedi o!