Tena satry andeha fa tena lavitra loatra ny misy anay , dia tena tsy mbola hay koa zay hiafaran’ity crise mondiale ty ! Fa dia ny fo sy ny saina miaraka aminareo zany @ samedi o!
elman dans Nouzalon planter du riz hybride: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2024/09/FB_IMG_17252153780332.jpg” 11/09/2024 à 21:11
Nifin'Akoho dans Dahalo niova fo ry ty a !: “Fitiro ry ty a. Sao de Petera mafana fo ry ty reo a.” 11/09/2024 à 20:29
Nifin'Akoho dans Ah c’est vendredi 13 ?: “Ville De Merde comme la décision de Clémence ve (anohana andRa8 indray) ? Efa niteny a teto fa hilatsaka daholo…” 11/09/2024 à 20:27
Hary dans Dahalo niova fo ry ty a !: “Tsy ho handroso mandrakizay ny faritra Atsimo raha mbola misy ny dahalo. Alefaso ny peine de mort dia vita kabary.” 11/09/2024 à 20:07
El hombre dans Nouzalon planter du riz hybride: “Du coup, on a tous oublié qu’en 2020, son excellence se prenant pour un visionnaire avait déclaré avec fracas que…” 11/09/2024 à 20:06
idefix dans Dahalo niova fo ry ty a !: “Dahalo niova fo ry ty a ! Castration de masse ve ? 😛” 11/09/2024 à 19:14
elman dans VANF s’émeut du tourisme: “Non, miheritreritra any lé caca mivoka amlé vodybe machiro ka” 11/09/2024 à 17:06
Malala dans Dahalo niova fo ry ty a !: “Hoy lay ohabolana raha tsy diso aho an : “tanana efa zatra mivokona tsy afaka mitsotra intsony” sa tsy izay…” 11/09/2024 à 16:26
Hary dans Nouvelle tendance : piller les tombeaux des Andriana: “L’objectif est de démolir la souveraineté des malagasy et surtout de démolir la civilisation merina. Ils sont entrain de réussir…” 11/09/2024 à 15:51
Mazotoa homana oh!
misaotra tompoko ô
i Malala nga tsy ho avy @ sabotsy ? Aotrany misy namanareo ho tonga aan
Ka za tsy any akaikinareo koa ! efa lafo be ny gazole hihihi
Ho anako koa somary lavitra ihany (Tarbes-Paris) làlana adin’ny 8 atr@ 9. Efa lafo marina ny gazoil e..Mazotoa jiaby
Ie mazotoa daholo zay afaka
Bon meeting daholo fa izahay somary lavitra kely ihany (sady misy meeting en parallèle) ! Ho zokin’ny ao aoriana e !
le meeting c’est une fois tous les… mba manao effort e.. en plus on aura des intervenants qui viennent fraîchement de mada, mba hahazoana vaovao
Tena satry andeha fa tena lavitra loatra ny misy anay , dia tena tsy mbola hay koa zay hiafaran’ity crise mondiale ty ! Fa dia ny fo sy ny saina miaraka aminareo zany @ samedi o!