Fa izao kosa e. Misy fepetra takiana vao afaka tafiditra ao amin’ny akamasoa enao. Izany hoe raha ny toe-tsaina gaboraka sy ny tsy tia fitsipika dia tsy ho tafiditra ao.
Ny lesona : mila fitsipika sy fifehezan-tena vao mahatafavoaka io ataon’ny mopera Pedro io.
Ny vendrana : faly mandoka ny zava-bitan’io olona io fa tsy mandray ny lesona vohizina ao akory.
Ny hafatra : efa ela mopera no nahavita tanàna vaovao niainga tamin’ny olona sahirana.
Ny tanàna tiana atao eto ho an’ny olona efa manana ihany. Inona no fampandrosoana tiana atao eto ? Ataovy praiministra io mopera io dien’ny mbola tsy manaraka an’i Papa sao izay no hampandroso an’i Gasikara.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Akamasoa, faudrait revoir le jour où le Père Pedro ne sera plus là.
La voilà la salle de classe…
?version=1745162557