Izaho moompy kisoa fa tsy manao an’izany,tsy afaka moa izany e,mamarotra any amin’ny grande surface ny mpiantoka ny kisoanay dia sarotra be satria izy mihitsy no mifidy izay ho alainy
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Les imbéciles heureux mangent du foza orana.
Mais tout le monde ne mange pas de zébu non plus nge!
mais si voyons…
1 fois par … mois ?
Quel mois?
impairs évidemment
Mampiakatra tosidra ny henomby Sady Tsy tsara ho an’ny fahasalamana e,aleo akoho gasy ,henankisoa
Arakarak’ilay hena kisoa koa io a. Ny fikan’dry zalahy @ izao dia omen’dry zareo pilule contraceptive ny kisoa amin’izay matavy tsara.
Izaho moompy kisoa fa tsy manao an’izany,tsy afaka moa izany e,mamarotra any amin’ny grande surface ny mpiantoka ny kisoanay dia sarotra be satria izy mihitsy no mifidy izay ho alainy
vous me tendez une trop grosse perche là