Gné ?
Oui absolument, la question est pertinente car dans un pays aussi pauvre, rares sont les personnes qui mangent à leur faim.
Du coup vos épreuves sportives là, c’est un peu la roulette russe non ? Et on en est à combien d’élèves décédés ?
Un laitier en son temps donnait des yaourts à ces jeunes qui passaient leur examen.
Une autre époque…
Iza moa no nametraka azy teo ?
Oh, que de bons souvenirs! J’ai tout fait à Ankatso: 1000m, 100m et Volley-ball!
Saika nitovy a, fa izaho tsy nisam, fa triple-saut. Aah ny volley kosa, recep, nikapoka dia izay vita, 2 min dia niala.
Ary ianareo sy mangableu angaha « vehivavy » ny anay ny sport collectif tamin’izany dia… » Foot pour les garçons » no malaza.
Izaho aloha tena tsy mahay foot fa miala tsiny e! Volley no mba haiko saingy indrisy fa nampiarahana tamin’ny ekipa tsy nahay za ka resy.
ny anay indray dia ny n° impairs miaraka , dia akana 6 ao dia ny pairs manao ekipa koa, dia mifangaro ao ny mahay sy ny tsy mbola nikitika baolina mihitsy dia izay no hoe service iray dia mikapoka dia izay
Mdr f’angaha rehefa tsy manao Foot dia vehivavy hono?
Ny ahy ny anisany tena tsy nitiavako nilalao foot sy basket intsony dia raha vao tsy dia mahay ianao dia tsy omen zalahy baolina mihitsy! Lasa mirenireny ireny eny ambony terrain ny asanao. 🙁
izay mihitsy ! nefa tsy nisy avy dia hoe mahay izany!
Hahaha. Milamina, mirindra, euh mikapoka. Foot izany sport-mborintsiloza.
nitovitovy an: longueur dia volley: service +mikapoka indrepa dia izay
Izahay tena nilalao mihitsy!
ka tsy elabe teo ve ianareo ?
Oui oui! Ka izahay no namarana kou! Hihihi
Indrindra rehefa tsy mamely ny contre, ohatran’ny hoe mahay ery.
Na fohy! Hahaha
Pour moi, c’était 1000m, longueur et foot, à Ampefiloha il y a déjà plus de 25 ans 😛
izaho koa tao ampefiloha! tadidiko tsara ilay zalahy niaraka tamiko, vao nahavita tour iray dia hoy lery tamiko hoe « veloma ialahy ry lery fa lasa aho e! » nivoraka kely ny saina hoe angaha vita sahady, hay rehefa tery amin’ilay fahtongavana dia notenenin’ny ankizy ilay zalahy hoe « mbola misy 1 tour letia! » fa izaho tsy niteny azy kosa hoe veloma ialahy ry lery
Ny ahy indray ny tena tadidiko tamin’ilay 1000m, fa tsy tamin’ny groupe-ko an, nisy bandy avy any atsimo izay tao, fa io mirifatra dès le début, tena tsy azo mihitsy! Gaga daholo ny rehetra! Aminio pieds nus nanaovany azy!
Allez, on remet ca! Hahaha!
je suis pret!
Kay izaho izao efa tsy tafiditra ambanin’ny 3min 25 ny 1000 m an.
na izaho aza marina raha hahita 4:00 izany izao!
Izaho ato aza miaka-tohatra fotsiny dia efa misohaka kou! Hahaha
ary noheveriko ho izaho irery! rehefa milanja bisikileta miakatra ny tohatra mody aho dia misohaka koa! soa fa fohy ihany ilay tohatra, 81 marches
Hahaha! même 200m deviendra de l’endurance maintenant
200 m etait ma specialite: Ni trop long ni trop court. On donne tout ce qu’on a comme reserve sur la ligne droite.
oui des bons et merveilleux souvenirs! après les epreuves, il y a des candidats dont les parents donnaient du gouter(grand gouter selon les termes actuels), mais pour moi, rien, oui, des amis sont venus pour m’encourager mais il n’y avait rien après! hihihihihi
Pour moi apres les epreuves, j’ai pris mon velo et je suis rentre a Mandroseza. Hahaha
Ny ahy indray 29 taona lasa izay tao Mahamasina: 1000 metatra (tsy azo ialana), saut en hauteur dia basket-ball. Tena zara fa nahazo 3:29 tamin’ny 1000 m sady épreuve farany, somary reraka. Ny saut en hauteur indray tena ohatran’ny tady fanahazan-damba izany ilay izy fa tsy mba élastique; ny basket indray mba mody mi-drible kely, passe dia écran tsy plat dia vita.
Un laitier en son temps donnait des yaourts à ces jeunes qui passaient leur examen…. Samy manana ny mampahalaza azy io ka… ny anay izao fampanantenana amin’ny Velirano be dia be etsy sy eroa no azo.
hadinonao ity film mampitaitaina sady be mpanaraka ity!
il faut incriminer aussi les medecins qui pratiquent la visite medicale! de mon temps, la visite medicale était systematique et consciencieusement faite, un de mes condisciples, un as du basket a joué un match juste avant de passer sa visite, du coup sa tension arterielle était elevée, hop, dispensé des epreuves pratiques donc epreuves theoriques, heureusement pour lui que tous les examinateurs le connaissent donc il a eu 16(eu grace à ses performances)