Raha omeny ahy dia dokafako eto ka hatrany amin’ny faran’ny tany.
Rehefa miasa tsara na miasa ratsy enao dia hitan’ny olona foana.
Ohatra zao ilay lalana etsy Soanierana (arrêt descour). Fivoahan’ny rano no olana eo dia ilay lalana ihany no kiribiby atao eo. Ho vola very io. Ao ambadika kelin’io ilay pavé nikorontana tanteraka dia iverenana amboarina indray.
Rehefa manao rangah dia ataovy tsara a. Lay eo Soanierana mampitohana fiara io marina asa tsisy mission de contrôle fa dia tena mamenatra. Ny gilet ny MTP taloha sy giletn’ny mpiasa no hitanao, tsisy fiarovana (EPI) na iray ary na ilay solotenan’ny ministera na ny mpiasa rehetra miasa eo. Nefa dia mandalo eo daholo ny olona. Kapa ve lesy no entina manamboatra lalana.
Manarapenitra tsara, mahay mitarika tsara.
Là on voit bien que DJ fait toutes les acrobaties pour se maintenir . La population ne dispose d’aucun contre pouvoir et gobe ce qu’on lui sert . Les journaux locaux se contentent de faits divers , les enseignants sont préoccupés par leur salaire non versé . Bref DJ et sa clique s’enrichissent de jour en jour et la population s’appauvrit de même .
Nifin'Akoho dans « Gestion démocratique des foules »: “« … Casque fotsiny io e. Fa ny ao anatiny poakaty. Manao satroka pô. De mitomany ho Rambô. » – RED METAL…” 29/04/2025 à 17:59
Raha omeny ahy dia dokafako eto ka hatrany amin’ny faran’ny tany.
Rehefa miasa tsara na miasa ratsy enao dia hitan’ny olona foana.
Ohatra zao ilay lalana etsy Soanierana (arrêt descour). Fivoahan’ny rano no olana eo dia ilay lalana ihany no kiribiby atao eo. Ho vola very io. Ao ambadika kelin’io ilay pavé nikorontana tanteraka dia iverenana amboarina indray.
Rehefa manao rangah dia ataovy tsara a. Lay eo Soanierana mampitohana fiara io marina asa tsisy mission de contrôle fa dia tena mamenatra. Ny gilet ny MTP taloha sy giletn’ny mpiasa no hitanao, tsisy fiarovana (EPI) na iray ary na ilay solotenan’ny ministera na ny mpiasa rehetra miasa eo. Nefa dia mandalo eo daholo ny olona. Kapa ve lesy no entina manamboatra lalana.
Manarapenitra tsara, mahay mitarika tsara.
Là on voit bien que DJ fait toutes les acrobaties pour se maintenir . La population ne dispose d’aucun contre pouvoir et gobe ce qu’on lui sert . Les journaux locaux se contentent de faits divers , les enseignants sont préoccupés par leur salaire non versé . Bref DJ et sa clique s’enrichissent de jour en jour et la population s’appauvrit de même .
Décidément, l’individu semble bien parti pour se payer un prix de leader bidonné au moins une fois par an :
achat ceinture noire 6ème d’âne, (coût?)achat Super Prix Grand Bâtisseur Babacar Ndiaye « Africa Road Builders » 2023 (coût?); https://am.afdb.org/fr/press-releases/africa-road-builders-2023-le-president-malgache-andry-rajoelina-promet-de-continuerachat trophée leader africain 2024 (100.000€ donc),Le conseiller spécial « Lala sy Noro LLNBV » mijote à longueur de journée les prochaines emplettes dans son réseau maçonnique…
Pour la prochaine, il faudrait plutôt proposer »Président Recordman (en malnutrition) » : là il a atteint son objectif en un temps record. https://www.facebook.com/watch/?v=429371167835164
Leader Price
C’est pas une chaîne de magasins bon marché ça ?
loool excellent