@elman, OUF bien sûr, à ce jour, il a été le meilleur président de Mada! Dommage qu’il ne soit plus jeune sinon j’aurais voté pour lui sans hésiter en 2018.
@Ianona, Tena mbô samy manana ny meilleur président-ny marina ny tsirairay kah.
Iny revôlisiôna sôsialiste tsisy fotony nataon’i Ratsiraka sy ny forongony iny no namotika ny firenena, t@ lafiny rehetra mihitsy. Voalohany t@ izany ny toe-tsain’ny Malagasy.
@Geronimo, @babakaty, Zaho aloha tsy mbola teraka t@ revolisôna, fa hitako nisondrotra kokoa ny fiainan’ny gasy t@ taona 1990 h@ nataongavan’ni 2002-2009 teo ambanin’ny ziogan’i Ra8! TSy hitonona fotsiny aho ny radio t@androni Ra8 resaka propagandy h@ Radio Fahazavana nefa hono hoe radion’na fiangonana! T@ Andron’ni Deba b ny asa, tena malalaka ny sera rehetra! Tena velona ny Malagasy! Sady izy tena nahavita nahafehy ny tafika, inona izao ny tafika, Jeneraly modaka baikon’ny vatatay.
Avy eo moa tonga foza sy izao fitondrana mampiesona zao, vao maika fadiranovana zao ny vahoaka. Indrisy hoa tsy afaka miverina eo intsony Ratsiraka fa izy no tena izy!
@Ianona, tena tsy teraka marina ianao ka tsy nahita ny fahorim-bahoaka t@ izany revolisiona izany. Ny vary sy saiky ny ppn (menaka, siramamy, labozia, …)( rehetra dia ilaharana isan’andro vao mahazo. Nisy fotoana aza ny sira tsy nahita nefa anie dia nosy Madagasikara! Sahirana vao mahita kahie sy stylo ho vidiana ianarana. Isan’ny zava-doza dia ny tsy fahazoana maneho hevitra malalaka fa voafehy ny radio sy televiziona tokana. Mandalo sivana mahavaivay ny fampalalam-baovao rehetra. Raha mba te ahalala vaovao tsy misivana dia mihaino RFI @ onde courte no mba nataonay t@ izany. Ny resaka vonon’olona sy fanagadrana noho ny antony politika angamba mba renao ihany. Ny asan-jiolahy koa nisy t@ izany: mba jereo izany tantara tany Keliberano izany sns sns … Raha ny tafika no lazaina dia nanomboka t@ andron’ingahy ratsiraka no nampidirana pôlitika ny tao @ tafika dia izy io potika io, jiolahim-boto manao fanamiana sy miravaka galona no betsaka ao.
Zonao ny mbola milaza fa i Ratsiraka no filoha mendrika indrindra rehefa mba fantatrao sy hitanao ny tantaran’ny fitondran’io ranagahy io.
@Ianona, tena tsy teraka marina ianao ka tsy nahita ny fahorim-bahoaka t@ izany revolisiona izany. Ny vary sy saiky ny ppn (menaka, siramamy, labozia, …)( rehetra dia ilaharana isan’andro vao mahazo. Nisy fotoana aza ny sira tsy nahita nefa anie dia nosy Madagasikara! Sahirana vao mahita kahie sy stylo ho vidiana ianarana. Isan’ny zava-doza t@ izany dia ny tsy fahazoana maneho hevitra malalaka fa voafehy ny radio sy televiziona tokana. Mandalo sivana mahavaivay ny fampalalam-baovao rehetra. Raha mba te ahalala vaovao tsy misivana dia mihaino RFI @ onde courte no mba nataonay t@ izany. Ny resaka vonon’olona sy fanagadrana noho ny antony politika angamba mba renao ihany. Ny asan-jiolahy koa nisy t@ izany: mba jereo izany tantara tany Keliberano izany sns sns … Raha ny tafika no lazaina dia nanomboka t@ andron’ingahy ratsiraka no nampidirana pôlitika ny tao @ tafika dia izy io potika io, jiolahim-boto manao fanamiana sy miravaka galona no betsaka ao, ary ny mba zava bita misongadina vitan’io tafika io dia ny namadika tanindrazana t@ fanonganam-pajakana voafidim-bahoaka sy ara-dalana.
Paradisa sosialista no nampanantenainy ny vahoaka kay paradisa ho an-dry zareo mpitondra sy ny mpiray petsapetsa taminy ihany. Zonao feno ny mbola milaza fa i Ratsiraka no filoha mendrika indrindra rehefa mba fantatrao sy hitanao ny tantaran’ny fitondran’io ranagahy io.
@Ianona, Maninona tsara hoe : « meilleur president de Mada »? Raha nisy olona saika namono an’ahy teto an-tany dia io olona io. Raha mahatadidy tsara ianareo dia tany @ taona 80 tany ho any dia nisy krizy teto Madagasikara. Anisan’ny tratran’izany ny tenako. Ohatran’ny olona voan’ny famine any Afrika ireny ny paoziko t@ izany (mahia kely tsy misy nofo sady be loha be) vokatry ny fitantana’io rangahy io.
@elman, Ho hitantsika eo e! Mais une rumeur de décès ne circule pas comme ça si la personne s’apprête à courir un marathon le lendemain (ou vient de faire des pompes sur le tarmac d’un aéroport). 🙂
Selon la philosophie malagasy, souhaiter la mort à quelqu’un a plutôt un effet contraire, pour Deba, qu’est qu’on doit dire alors ? Et dire que le magistrat Jean Michel Rasolonjatovo est décédé ce week end, quelqu’un qui donnait une image un peu plus positive de cette corporation. RIP
@Afist,
Elle est là : la confusion. Annonce de la mort du bourreau de Ratsiraka (lexpressmada.com )
Comme on dit chez nous : » c’est toujours les meilleurs qui partent en premier ! «
@elman, en 2009, elle a paradé à Ambohitsorohitra, mais malheureusement pour elle, le grand rolly l’a devancé.
elle, c’est une journaliste de la tvm qui a couvert tous les déplacements de deba, (avec Sahondra Rakotorlahy et Sabine Rakotozafy durant la rdm)
@Rafangy, et surtout durant le retour de Dédé au pouvoir après l’empêchement de Zafy en 1996,une grosse…lèvre aussi et des rumeurs que je ne peux que colporter ici fait état d’une relation pas très catholique entre elle et certains barons de l’époque
@babakaty, eh oui; elle a surpasse les Sahondra et Sabine en tant que journaliste attitrée de la présidence, je me souviens lors des funérailles de Hassan II quand deba a débarqué à Rabat sans crier gare et les officiels marocains l’ont pris pour le pm de Malaisie et aussi lors de la procession funèbre où deba a enfin pu réaliser son rêve de côtoyer les grands des grands de ce monde, mais Liliane n’avait pas pu(ou n’avait pas voulu) immortaliser la scène parce que son appareil photo était dans son sac
Deba n’est pas mort, c’est celui qui l’a abattu légalement en 2002 qui est parti. RIP.
J’aimùe 2 présidents. Primo, Deba car il a démocratisé l’enseignement dans notre pays. Tant pis pour ceux qui n’en ont pas profité. Certes, des petits profiteurs ont tout gâché, genre magouilleurs de resto-u comme les vaovao benjamin. Secundo, R8, car il a ouvert une nouvelle voie jusque là supposée interdite. L’accession légale des gens des hauts plateaux à la magistrature suprême, et la possibilité de tout avoir quand on en a la volonté. Mais ces 2 présidents là, ils étaient bons durant leur 1er mandat, pas plus. Désolé, c’est un avis personnel.
@kalita,Idem, moi aussi je préfère Ratsiraka et Ravalomanana parmi les présidents que j’ai pu voir (je mettrai peut etre Rajoelina dans ma liste un peu plus tard).La révolution a dégringolé avec l’URSS certe mais dans le temps de Ratsiraka, malgré le fait que peuple avait vraiment faim,les malagasy étaient disciplinés, avaient encore cette fierté d’être malagasy et travaillaient vraiment pour (sur)vivre.
Au temps de Ravalomanana, ben Madagascar a bien démarré mais le développement étaient trop rapide pour les autres et pas trop à leur gout que….
Dans tous les cas, chaque président a laissé leurs empreintes mais le gros problème à Madagascar c’est la continuité du programme.
@mangableu, « les malagasy étaient disciplinés, avaient encore cette fierté d’être malagasy et travaillaient vraiment pour (sur)vivre. » oui, avant Ratsiraka c’était déjà le cas
@kalita, exact, parfaitement exact, car presque tous les batiments scolaires actuels datentd e deba avec son programme 1 sff(sekoly fanabeazana fototra) pour chaque fokotany, 1 saff(sekoly ambaratonga faharoa fototra) pour chaque firaisana(commune), 1 lycée pour chaque fivondronana(district) et université pour chaque faritany(province), et pour y arrivr, deba a bradé l’enseignement, à l’instar des vaovao benjamin, vje etc qui ont passé des années et des années en 1ere année à l’université, puis ont changé de filière pour devenir des politichiens professionnels, des lycées qui n’ont rien que le nom, à comparer le lycee sileny(pas siteny) de manakara d’avant deba avec le lycee d’anjozorobe, et tous ces maitres fram sont tous issus de la revolution
@jurassic park, Mugabe a encore des belles années devant lui, n’avait il pas convolé en justes noces, il n’y a pas si longtemps? et puis, qui va débiter des perles si Mugabe n’est plus là?
Ibatota
7 années il y a
Ny soa vitany tompoko no mba jerena fa tsy misy olona tonga lafatra eto an-tany. Eny fa na dia isika izao aza.
Nahavita be kosa deba e, fa ny mpiara mitantana taty aoriana no namotraka azy:
ny ankamaroan’ny hopitaly ngeza rehetra eto Mada, ny universités de Madagascar, ny làlana, ny nationalisation: orinasa firy no nitsangana sy nihodina t@ zany? ny làlana, etc…, bypass aza efa t@ andron deba no niatomboka ny asa.
T@ Ra8 kosa làlana io ihany no hitako zava dehibe izay efa simba @zao, zany hoe tsy maharitra akory.
@Zainjafy, tena nahavita be tokoa i deba ary ohatra vitsy fotsiny no ambarako eto:Antananarivo-fianar lalana adiny 8 tamin’ny fiara 404 taloha dia tsy vita raha tsy mihoatra ny adiny folo nandritra ny revolisiona , ary ny super goelette aza no tonga aloha raha miaramianga ny 404 sy ny super goelette, tapaka nandritra ny tapabolanany teo Antalaviana ny janoary 1982 noho ny asan’ny orinasa nationalisée sintp sociéte d’interet national des travaux publics(izay lasan’ny sinoa ka niova hoe smatp), ny lalana manodidina an’antananarivo: Alasora, Ambohitrimanjaka, Ilafy, Manandriana sy Namehana, Ampahitrosy, Ambohimanga dia fahatsiarovana sisa hoe voarakotra tara anie iznay lalana izany talohan’ny taona 1975, ny rano fisotro sy jiro tany Ambanivohira tany, ohatra Antanetibe Anativolo, Ankadivoribe, Ambohijoky dia efa tsy nisy nahita iznay ny olona latsaky ny 40 taona amin’izao, snsns
@Zainjafy, raha resaka lalana dia mandehan ianao amin’ny lalampirenena faha 12, Farafangana-Vangaindrano fa efa ampolotaonanany io lalana io nefa tsy simba mihitys satria vitsy dia vitsy ny mpampiasa azy, tsy mihoatra ny fiara 20 isanandro akory ny mandalo eo, dia mandalova koa amin’ny lalampirenena faha 7 Fianar-alakamisy Ambohimaha, fa nitovy ny nanamboarana ireo lalana ireo fa efa namboarina imbetsaka io amphany amin’ny lalampirenena faha7 io satria be dia be ny fiara mivezivzey eo fa mihoatra ny 450 isanandro,
ka raha lalana be mpampias anefa tsy asianao fikojakojana sy fabnamboarana dia ho simba tsy haharitra antaonany akory
Vohitsara
7 années il y a
Raha tsy diso aho tamin’ny andron-dRatsiraka no nanomboka tena nampivoatra ny teny hoe risoriso sy ny mahitahita. Tamin’ny androny ihany koa no nampikatona orin’asa malagasy maro izay lasa koparema sns….Ireo sefon’ny mpanendaka sy mpangalatra amin’izao fotoana dia ireo ankizy tsy afaka nianatra tamin’izany fotoana izany dia lasa na 4ami na mpanao porté madame eny an-tsena. Nony lehibe lasa jiolahy sy dahalo. Ilay fiteny hoe 4ami koa tamin’ny androny no niforonany.
@elman, oui,lui-même celui à qui les gardes du corps d’Albert Zafy ont obligé à se laver les mains avec du savon avant l’entretien avec le prof à Ivandry
@elman, oui, car en 1986,le pays était confronté à un grave problème de riz malgré l’ouverture prônée par la bm et le fmi, et les spéculateurs se sont frottés les mains pensant faire une très bonne affaire, car normalement le paddy s’achetait à 400fmg le kg, or des collecteurs de riz osaient à en acheter 600, ou 800 et même à 1200fmg dans la région de l’Itasy, pensant vendre le riz blanc durant le maitso ahitra dans les 2500 3000fmg le kg, alors deba a rameuté ses conseillers(les vrais) et c’était josé kely qui a avancé l’idée du stock tampon, la censure ayant permis de ne pas ébruiter l’affaire; résultats, deba qui s’en est tiré à bon compte car la hausse du prix du riz a été évitée, la plèbe qui peut se procurer du riz au prix « normal », josé kely qui s’est distingué de ses pairs ministres, les collecteurs qui se sont mordus le bras entier,car en 2006, soit 20 ans après, il y en a encore qui n’ont pas pu rembourser les prêts effectués pour cette opérations, des politichiens qui ont récupéré politiquement certains de ces collecteurs qui ont debouché sur les hery velona
Vohitsara
7 années il y a
Mifoha amin’ny 4 maraina hilahatra stock tampon 1kg alohan’ny andeha hianatra dia alohan’ny hidirana ao am-pianarana mijery ireo zanaka CSR manao pointe sy drift amin’ny lada vaovao be. Any ka tsy izany va?
@Vohitsara, ka ireny lada ireny mihitys no nanombohan’ny fiara tsy nisy laharana intsony ka tsy nosavain’ny polisy!ary mbola mitohy hatrizao! tadidiko tsara ny nahatongavan’ireny sy ny nampiasain’ny prezidansa an’ireny ka nitondra ny laharana 0625, 0626 0627 …. TJ sns
@Vohitsara, tamin’ny andron’i deba mihitys no niantombohan’ny pointe tsy sakan’ny polisysy niparitahan’ireny saina kely amin’ny fiara dia tsy sakan’ny polisy ireny!
zana’i BJ izay sekretera jenerali’n ny prezidansa dia ts nanao fanadinana akory nefa dia afaka bacc, dia noho ny zanak’ireo manodididna an’i deba ireo no namerenana ny fidiran’ny mpianatra ho volana okt satria ny taona 1980 dia mbola volana janoary ny fidirana dia mifarana volana okt, dia rehefa tonga ny taona 1981 satria nahavita « fanompoampirenena »(fisehosehoana moa no tena marina) ny zanaky ny ngetroka dia nalefa nianatra tany amin’ny tany tandrefana nefa isika manao ny revolisiona sosialista dia niverinaniditra volana okt ny mpianatra ny taona 1981!
samby mba azo atao hoe nitovitovy ny nitondran’i deba sy i Baba fa i Baba nahavita zavatra betsaka, io Ampefiloha sy Anosy iray manontolo io dia izy daholo afatsy ny tranombokimpirenena ihany, ny site lehibe rehetra eto(mazava ho azy fa tsy lehibe ny eny Ankorondrano) dia i Baba avokoa, ny an’i deba indrya moa iznay dia ny nanapotika izay rehetra nisy sy nandeha teto ny tena nataony
Vohitsara
7 années il y a
Gravy tamin’izany fa gravy koa amin’izao fotoana ka. Dia mbola misy mahasahy milaza fa ireny no filoha tsara indrindra. Aoka moa r’IANONA an!
@elman, Non, rien de rien, non je ne regrette rien. « Après tout, je n’ai tué que quelques centaines de milliers de Malagasy seulement, c’était encore un level en deçà d’Amin Dada ou de Mengitsu ».
patriot dans 7 février 2009: “le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui…” 07/02/2025 à 20:01
Raglady dans Samy manana n’y TGV any marina: “samy manana TGV https://www.youtube.com/watch?v=04_sw7owW5U” 07/02/2025 à 18:46
Raglady dans 7 février 2009: “Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io…” 07/02/2025 à 18:22
elman dans 7 février 2009: “Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant…” 07/02/2025 à 16:35
babakaty dans 7 février 2009: “Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany…” 07/02/2025 à 16:08
Rakoto dans 7 février 2009: “Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient…” 07/02/2025 à 15:59
elman dans 7 février 2009: “dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao, J’essaie de visualiser la scène” 07/02/2025 à 15:47
Rafangy dans 7 février 2009: “nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary…” 07/02/2025 à 15:40
Rafangy dans 7 février 2009: “ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka…” 07/02/2025 à 15:34
RMC dans 7 février 2009: “izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de…” 07/02/2025 à 14:39
Miserana dans 7 février 2009: “Av7 no nafarana AVC..esar no tonga ve?” 07/02/2025 à 14:35
elman dans 7 février 2009: “à celui qui ce jour là s’est barré ?” 07/02/2025 à 14:01
Démenti sur TVM à l’instant.
@Raingoro, ouf .. ou bien ah zut ? 🙂
@elman, OUF bien sûr, à ce jour, il a été le meilleur président de Mada! Dommage qu’il ne soit plus jeune sinon j’aurais voté pour lui sans hésiter en 2018.
@Ianona, meilleur dans quel sens? celui qui a le plus endetter le pays?
@Ianona, Tena mbô samy manana ny meilleur président-ny marina ny tsirairay kah.
Iny revôlisiôna sôsialiste tsisy fotony nataon’i Ratsiraka sy ny forongony iny no namotika ny firenena, t@ lafiny rehetra mihitsy. Voalohany t@ izany ny toe-tsain’ny Malagasy.
@Ianona, nialokaloka tany an-dafy angaha ianao teo anelanelan’ny taona 2002 sy 2009 no mahasahy milaza fa ny deba no rôle teto?
@Geronimo, @babakaty, Zaho aloha tsy mbola teraka t@ revolisôna, fa hitako nisondrotra kokoa ny fiainan’ny gasy t@ taona 1990 h@ nataongavan’ni 2002-2009 teo ambanin’ny ziogan’i Ra8! TSy hitonona fotsiny aho ny radio t@androni Ra8 resaka propagandy h@ Radio Fahazavana nefa hono hoe radion’na fiangonana! T@ Andron’ni Deba b ny asa, tena malalaka ny sera rehetra! Tena velona ny Malagasy! Sady izy tena nahavita nahafehy ny tafika, inona izao ny tafika, Jeneraly modaka baikon’ny vatatay.
Avy eo moa tonga foza sy izao fitondrana mampiesona zao, vao maika fadiranovana zao ny vahoaka. Indrisy hoa tsy afaka miverina eo intsony Ratsiraka fa izy no tena izy!
@Ianona, moa tsy zany va !
@elman, https://www.youtube.com/watch?v=bJ_hygU3VjY
@Ianona, tena tsy teraka marina ianao ka tsy nahita ny fahorim-bahoaka t@ izany revolisiona izany. Ny vary sy saiky ny ppn (menaka, siramamy, labozia, …)( rehetra dia ilaharana isan’andro vao mahazo. Nisy fotoana aza ny sira tsy nahita nefa anie dia nosy Madagasikara! Sahirana vao mahita kahie sy stylo ho vidiana ianarana. Isan’ny zava-doza dia ny tsy fahazoana maneho hevitra malalaka fa voafehy ny radio sy televiziona tokana. Mandalo sivana mahavaivay ny fampalalam-baovao rehetra. Raha mba te ahalala vaovao tsy misivana dia mihaino RFI @ onde courte no mba nataonay t@ izany. Ny resaka vonon’olona sy fanagadrana noho ny antony politika angamba mba renao ihany. Ny asan-jiolahy koa nisy t@ izany: mba jereo izany tantara tany Keliberano izany sns sns … Raha ny tafika no lazaina dia nanomboka t@ andron’ingahy ratsiraka no nampidirana pôlitika ny tao @ tafika dia izy io potika io, jiolahim-boto manao fanamiana sy miravaka galona no betsaka ao.
Zonao ny mbola milaza fa i Ratsiraka no filoha mendrika indrindra rehefa mba fantatrao sy hitanao ny tantaran’ny fitondran’io ranagahy io.
@Ianona, tena tsy teraka marina ianao ka tsy nahita ny fahorim-bahoaka t@ izany revolisiona izany. Ny vary sy saiky ny ppn (menaka, siramamy, labozia, …)( rehetra dia ilaharana isan’andro vao mahazo. Nisy fotoana aza ny sira tsy nahita nefa anie dia nosy Madagasikara! Sahirana vao mahita kahie sy stylo ho vidiana ianarana. Isan’ny zava-doza t@ izany dia ny tsy fahazoana maneho hevitra malalaka fa voafehy ny radio sy televiziona tokana. Mandalo sivana mahavaivay ny fampalalam-baovao rehetra. Raha mba te ahalala vaovao tsy misivana dia mihaino RFI @ onde courte no mba nataonay t@ izany. Ny resaka vonon’olona sy fanagadrana noho ny antony politika angamba mba renao ihany. Ny asan-jiolahy koa nisy t@ izany: mba jereo izany tantara tany Keliberano izany sns sns … Raha ny tafika no lazaina dia nanomboka t@ andron’ingahy ratsiraka no nampidirana pôlitika ny tao @ tafika dia izy io potika io, jiolahim-boto manao fanamiana sy miravaka galona no betsaka ao, ary ny mba zava bita misongadina vitan’io tafika io dia ny namadika tanindrazana t@ fanonganam-pajakana voafidim-bahoaka sy ara-dalana.
Paradisa sosialista no nampanantenainy ny vahoaka kay paradisa ho an-dry zareo mpitondra sy ny mpiray petsapetsa taminy ihany. Zonao feno ny mbola milaza fa i Ratsiraka no filoha mendrika indrindra rehefa mba fantatrao sy hitanao ny tantaran’ny fitondran’io ranagahy io.
@babakaty, Toujours dans le déni le pauvre babakaty.
@Ianona, Maninona tsara hoe : « meilleur president de Mada »? Raha nisy olona saika namono an’ahy teto an-tany dia io olona io. Raha mahatadidy tsara ianareo dia tany @ taona 80 tany ho any dia nisy krizy teto Madagasikara. Anisan’ny tratran’izany ny tenako. Ohatran’ny olona voan’ny famine any Afrika ireny ny paoziko t@ izany (mahia kely tsy misy nofo sady be loha be) vokatry ny fitantana’io rangahy io.
@Ianona, C’est de l’ironie, j’espère. Vu le bordel qu’il a foutu à Madagascar, je le classerai même derrière Herydogan.
@elman, c’est toujours les meilleurs qui partent en premier, donc Radidy a encore de belle année devant lui.
bof.
rumeur, dites-vous…et vous colportez !
@Insoumis, bah ça fait partie de l’actu à tana non ?
@elman, c’est le problème des insoumis, ils ont la science infuse hihih
il est mort vivant ! hi
Si ce genre de rumeur circule c’est qu’il est probablement au plus mal.
@kof, efa handrasana ve sisa ? 🙂
@elman, Ho hitantsika eo e! Mais une rumeur de décès ne circule pas comme ça si la personne s’apprête à courir un marathon le lendemain (ou vient de faire des pompes sur le tarmac d’un aéroport). 🙂
@kof, L’ami râle ? 😀
Une rumeur à la John Snow donc?
Selon la philosophie malagasy, souhaiter la mort à quelqu’un a plutôt un effet contraire, pour Deba, qu’est qu’on doit dire alors ? Et dire que le magistrat Jean Michel Rasolonjatovo est décédé ce week end, quelqu’un qui donnait une image un peu plus positive de cette corporation. RIP
@Afist,
Elle est là : la confusion. Annonce de la mort du bourreau de Ratsiraka (lexpressmada.com )
Comme on dit chez nous : » c’est toujours les meilleurs qui partent en premier ! «
@vazaha be, non rien à voir : l’article de lexpress est parue hier (lundi), la rumeur elle, a couru le week-end d’avant.
je l’ai vu il y a 1 heure faire un footing à Anosy !
@poera, ie, dia avy eo nampiaraka t@ celine teo ambaniny anjely mainty ?
@elman, Ary hono hoa i Liliane Randriambololona ve efa mba réintégrée tao am tvm ihany sa ahoana?
@babakaty, mais c’est qui Liliane Randriambololona ? 🙂
@elman, en 2009, elle a paradé à Ambohitsorohitra, mais malheureusement pour elle, le grand rolly l’a devancé.
elle, c’est une journaliste de la tvm qui a couvert tous les déplacements de deba, (avec Sahondra Rakotorlahy et Sabine Rakotozafy durant la rdm)
@Rafangy, et surtout durant le retour de Dédé au pouvoir après l’empêchement de Zafy en 1996,une grosse…lèvre aussi et des rumeurs que je ne peux que colporter ici fait état d’une relation pas très catholique entre elle et certains barons de l’époque
@babakaty, eh oui; elle a surpasse les Sahondra et Sabine en tant que journaliste attitrée de la présidence, je me souviens lors des funérailles de Hassan II quand deba a débarqué à Rabat sans crier gare et les officiels marocains l’ont pris pour le pm de Malaisie et aussi lors de la procession funèbre où deba a enfin pu réaliser son rêve de côtoyer les grands des grands de ce monde, mais Liliane n’avait pas pu(ou n’avait pas voulu) immortaliser la scène parce que son appareil photo était dans son sac
@babakaty, tsy efa antitra be ve izy izay e?
Deba n’est pas mort, c’est celui qui l’a abattu légalement en 2002 qui est parti. RIP.
J’aimùe 2 présidents. Primo, Deba car il a démocratisé l’enseignement dans notre pays. Tant pis pour ceux qui n’en ont pas profité. Certes, des petits profiteurs ont tout gâché, genre magouilleurs de resto-u comme les vaovao benjamin. Secundo, R8, car il a ouvert une nouvelle voie jusque là supposée interdite. L’accession légale des gens des hauts plateaux à la magistrature suprême, et la possibilité de tout avoir quand on en a la volonté. Mais ces 2 présidents là, ils étaient bons durant leur 1er mandat, pas plus. Désolé, c’est un avis personnel.
@kalita,Idem, moi aussi je préfère Ratsiraka et Ravalomanana parmi les présidents que j’ai pu voir (je mettrai peut etre Rajoelina dans ma liste un peu plus tard).La révolution a dégringolé avec l’URSS certe mais dans le temps de Ratsiraka, malgré le fait que peuple avait vraiment faim,les malagasy étaient disciplinés, avaient encore cette fierté d’être malagasy et travaillaient vraiment pour (sur)vivre.
Au temps de Ravalomanana, ben Madagascar a bien démarré mais le développement étaient trop rapide pour les autres et pas trop à leur gout que….
Dans tous les cas, chaque président a laissé leurs empreintes mais le gros problème à Madagascar c’est la continuité du programme.
@mangableu, « les malagasy étaient disciplinés, avaient encore cette fierté d’être malagasy et travaillaient vraiment pour (sur)vivre. » oui, avant Ratsiraka c’était déjà le cas
@mclient, vous étiez né avant Ratsiraka ? 🙂 Moi pas en tout cas.
@elman, je n’était pas né avant lui, mais j’étais là quand il n’était pas encore président et la vie était nettement meilleur.
@mclient, quand vous dites « avant Ratsiraka », c’était avant 1974 ou bien ?
@kalita, exact, parfaitement exact, car presque tous les batiments scolaires actuels datentd e deba avec son programme 1 sff(sekoly fanabeazana fototra) pour chaque fokotany, 1 saff(sekoly ambaratonga faharoa fototra) pour chaque firaisana(commune), 1 lycée pour chaque fivondronana(district) et université pour chaque faritany(province), et pour y arrivr, deba a bradé l’enseignement, à l’instar des vaovao benjamin, vje etc qui ont passé des années et des années en 1ere année à l’université, puis ont changé de filière pour devenir des politichiens professionnels, des lycées qui n’ont rien que le nom, à comparer le lycee sileny(pas siteny) de manakara d’avant deba avec le lycee d’anjozorobe, et tous ces maitres fram sont tous issus de la revolution
et moi qui espérais que Mugabe partirait le premier
@jurassic park, didier,marc,andry,kim ou donald,on passe tous l’arme à gauche tôt ou tard!
@jurassic park, quoiqu’avec donald&kim,le barbecue universel ne saurait trop tarder: »Adolf,c’est Toi? »
@jurassic park, Jeannot Ramambazafy c’est toi ? 🙂
@jurassic park, Mugabe a encore des belles années devant lui, n’avait il pas convolé en justes noces, il n’y a pas si longtemps? et puis, qui va débiter des perles si Mugabe n’est plus là?
Ny soa vitany tompoko no mba jerena fa tsy misy olona tonga lafatra eto an-tany. Eny fa na dia isika izao aza.
@Ibatota, mitondra sy manasoa firenena ve dia sarotra ? Sady efa any aminao ny basy, ny vola, ny fahefana ?
@Ibatota, hahaha Allez dire ça aux personnes qui ont perdu la vie lors des événements du 11 août 1991.
@Ibatota, ny soa eran’ny tandroka ve hahaleo ny ratsy iray sinibe makiplast?
Nahavita be kosa deba e, fa ny mpiara mitantana taty aoriana no namotraka azy:
ny ankamaroan’ny hopitaly ngeza rehetra eto Mada, ny universités de Madagascar, ny làlana, ny nationalisation: orinasa firy no nitsangana sy nihodina t@ zany? ny làlana, etc…, bypass aza efa t@ andron deba no niatomboka ny asa.
T@ Ra8 kosa làlana io ihany no hitako zava dehibe izay efa simba @zao, zany hoe tsy maharitra akory.
@Zainjafy, t@ andron’i Ra8 koa no nanomboka nitady fahaleovantena ara toe karena, kay moa sendran’izay gasy botom-bazaha, maivan-doha, nataony fitaovana mba hitsetsefana hatrà farany an’i gasikara.
t@ andron’i Ra8 no nanomboka napetraka ny regions na ny faritra, izay tsy sahin’ireo mpitondra natao mihitsy ny tena fitsinjaram-pahefana !
@Zainjafy, tena nahavita be tokoa i deba ary ohatra vitsy fotsiny no ambarako eto:Antananarivo-fianar lalana adiny 8 tamin’ny fiara 404 taloha dia tsy vita raha tsy mihoatra ny adiny folo nandritra ny revolisiona , ary ny super goelette aza no tonga aloha raha miaramianga ny 404 sy ny super goelette, tapaka nandritra ny tapabolanany teo Antalaviana ny janoary 1982 noho ny asan’ny orinasa nationalisée sintp sociéte d’interet national des travaux publics(izay lasan’ny sinoa ka niova hoe smatp), ny lalana manodidina an’antananarivo: Alasora, Ambohitrimanjaka, Ilafy, Manandriana sy Namehana, Ampahitrosy, Ambohimanga dia fahatsiarovana sisa hoe voarakotra tara anie iznay lalana izany talohan’ny taona 1975, ny rano fisotro sy jiro tany Ambanivohira tany, ohatra Antanetibe Anativolo, Ankadivoribe, Ambohijoky dia efa tsy nisy nahita iznay ny olona latsaky ny 40 taona amin’izao, snsns
@Zainjafy, raha resaka lalana dia mandehan ianao amin’ny lalampirenena faha 12, Farafangana-Vangaindrano fa efa ampolotaonanany io lalana io nefa tsy simba mihitys satria vitsy dia vitsy ny mpampiasa azy, tsy mihoatra ny fiara 20 isanandro akory ny mandalo eo, dia mandalova koa amin’ny lalampirenena faha 7 Fianar-alakamisy Ambohimaha, fa nitovy ny nanamboarana ireo lalana ireo fa efa namboarina imbetsaka io amphany amin’ny lalampirenena faha7 io satria be dia be ny fiara mivezivzey eo fa mihoatra ny 450 isanandro,
ka raha lalana be mpampias anefa tsy asianao fikojakojana sy fabnamboarana dia ho simba tsy haharitra antaonany akory
Raha tsy diso aho tamin’ny andron-dRatsiraka no nanomboka tena nampivoatra ny teny hoe risoriso sy ny mahitahita. Tamin’ny androny ihany koa no nampikatona orin’asa malagasy maro izay lasa koparema sns….Ireo sefon’ny mpanendaka sy mpangalatra amin’izao fotoana dia ireo ankizy tsy afaka nianatra tamin’izany fotoana izany dia lasa na 4ami na mpanao porté madame eny an-tsena. Nony lehibe lasa jiolahy sy dahalo. Ilay fiteny hoe 4ami koa tamin’ny androny no niforonany.
@Vohitsara, « stock tampon no ady eo » 🙂
@elman, iny indray dia an’i josé kely manokana, ary raha tsy nisy an’io rangahy io aza tamin’ny taona 1986 dia efa ela i deba no nipitika teo
@Rafangy, le polytechnicien ?
@elman, oui,lui-même celui à qui les gardes du corps d’Albert Zafy ont obligé à se laver les mains avec du savon avant l’entretien avec le prof à Ivandry
@elman, oui, car en 1986,le pays était confronté à un grave problème de riz malgré l’ouverture prônée par la bm et le fmi, et les spéculateurs se sont frottés les mains pensant faire une très bonne affaire, car normalement le paddy s’achetait à 400fmg le kg, or des collecteurs de riz osaient à en acheter 600, ou 800 et même à 1200fmg dans la région de l’Itasy, pensant vendre le riz blanc durant le maitso ahitra dans les 2500 3000fmg le kg, alors deba a rameuté ses conseillers(les vrais) et c’était josé kely qui a avancé l’idée du stock tampon, la censure ayant permis de ne pas ébruiter l’affaire; résultats, deba qui s’en est tiré à bon compte car la hausse du prix du riz a été évitée, la plèbe qui peut se procurer du riz au prix « normal », josé kely qui s’est distingué de ses pairs ministres, les collecteurs qui se sont mordus le bras entier,car en 2006, soit 20 ans après, il y en a encore qui n’ont pas pu rembourser les prêts effectués pour cette opérations, des politichiens qui ont récupéré politiquement certains de ces collecteurs qui ont debouché sur les hery velona
Mifoha amin’ny 4 maraina hilahatra stock tampon 1kg alohan’ny andeha hianatra dia alohan’ny hidirana ao am-pianarana mijery ireo zanaka CSR manao pointe sy drift amin’ny lada vaovao be. Any ka tsy izany va?
@Vohitsara, marina izany ! Aza adino ilay carné pokotany kely asiana vato kely rehefa milahatra 🙂
@Vohitsara, ka ireny lada ireny mihitys no nanombohan’ny fiara tsy nisy laharana intsony ka tsy nosavain’ny polisy!ary mbola mitohy hatrizao! tadidiko tsara ny nahatongavan’ireny sy ny nampiasain’ny prezidansa an’ireny ka nitondra ny laharana 0625, 0626 0627 …. TJ sns
@Rafangy, izaho mahalala zanaka csr taminzany ary anisan’ireo mpanao pointe amin’ireny lada ireny. Izao ilery chauffeur taxi-brousse. Tsy misy asa ratsy moa sady tiany koa ny mitondra fiara.
@Vohitsara, tamin’ny andron’i deba mihitys no niantombohan’ny pointe tsy sakan’ny polisysy niparitahan’ireny saina kely amin’ny fiara dia tsy sakan’ny polisy ireny!
zana’i BJ izay sekretera jenerali’n ny prezidansa dia ts nanao fanadinana akory nefa dia afaka bacc, dia noho ny zanak’ireo manodididna an’i deba ireo no namerenana ny fidiran’ny mpianatra ho volana okt satria ny taona 1980 dia mbola volana janoary ny fidirana dia mifarana volana okt, dia rehefa tonga ny taona 1981 satria nahavita « fanompoampirenena »(fisehosehoana moa no tena marina) ny zanaky ny ngetroka dia nalefa nianatra tany amin’ny tany tandrefana nefa isika manao ny revolisiona sosialista dia niverinaniditra volana okt ny mpianatra ny taona 1981!
samby mba azo atao hoe nitovitovy ny nitondran’i deba sy i Baba fa i Baba nahavita zavatra betsaka, io Ampefiloha sy Anosy iray manontolo io dia izy daholo afatsy ny tranombokimpirenena ihany, ny site lehibe rehetra eto(mazava ho azy fa tsy lehibe ny eny Ankorondrano) dia i Baba avokoa, ny an’i deba indrya moa iznay dia ny nanapotika izay rehetra nisy sy nandeha teto ny tena nataony
Gravy tamin’izany fa gravy koa amin’izao fotoana ka. Dia mbola misy mahasahy milaza fa ireny no filoha tsara indrindra. Aoka moa r’IANONA an!
@Vohitsara, ka Ianona anie mampifangaro ny tantara e! dia tsy fantany tsara ny tena zavanisy sy niseho teto anivon’ny riaka!
Je vois qu’il y a beaucoup de nostalgiques de Deba sur ce site. Oups, on est encore mal barré.
@despote, ohé ohé
@elman, Céline, isao ny pompiko !
@despote,