Je serais Ron Weiss on me parle sur ce ton là, je pose ma démission dans la journée et je prends le 1er avion pour me tirer.
Débrouiller vous dans votre fange les endémiques.
Tabraka
4 mois il y a
Derrière leur clavier, les gens deviennent forts et intelligents. Mais sur terrain, ce ne sont que des démagogues, corrompus et incompétents
Mais qui va faire tourner les machines ? Mon gardien ? L’armée ?
Ny zanak’i raprezy, toutou Henriette, ny kôfboay korotamby, raouldingue,..: ireo olomangan’ny firenena no handeha anaty saribao.
RMC
4 mois il y a
ataoko @ teny malagasy ity fa ohatry ny sarotra be ilay teny vahiny : anisan’ilay fitakiana ataon’ny tambaben’ny mpiasan’ny jirama anie ka ”fihaonan’izy ireo @ filoham-pirenena malagasy hifampidinika ny ho avin’ny jirama” ee
ka izay anie oa e ! izao manjary ry … sy ry … ary ry … no mamalan-kira be
RMC
4 mois il y a
izany eo ihany, fa diso adiresy izany ilay je te demande et je t’ordonne lol ! raha tsy hoe efa lasa super pdg de la bm et du fmi koa angaha ilay MEH … alefalefa fahatany fotsiny izany aloha ilay taratasy dia izay no zava-dehibe hoe mba miasa eee !
ary tsy nanatrika festival des baleines angaha hono ?
Nifin'Akoho
4 mois il y a
Tsy hitako mihitsy ny ilaina ty taratasy ty fa nga reto ve oa tsy eto am ty firenena ty no mipetraka nandritry zay firy taona niainana an’io rano sy jiro tsy mandeha am ze laoniny io. Zao la vao mahatsapa ze service publique tsy efan’la hatrizay. Zara ary misy olona aniliana ny tsy fahaiza-mitondra.
Bary Kely
4 mois il y a
J’ai bien lu “Considérant que l’approvisionnement en eau et électricité sont des services publics qui ne doivent souffrir d’aucune interruption”, et vous?
RMC dans Mamy Ravatomanga est passé par un hôpital psychiatrique: “je pense que le procureur mauricien a évité d’avoir d’autres mauvaises surprises concernant sa santé, d’où l’obligation de bluestone de…” 03/12/2025 à 14:44
tsytiafoza dans Madagascar : oueee les tarifs internet baissent: “Le rôle de l’état est de laisser libre à la vraie concurrence (par la législation, le climat des affaires…) mais…” 03/12/2025 à 14:16
Je serais Ron Weiss on me parle sur ce ton là, je pose ma démission dans la journée et je prends le 1er avion pour me tirer.
Débrouiller vous dans votre fange les endémiques.
Derrière leur clavier, les gens deviennent forts et intelligents. Mais sur terrain, ce ne sont que des démagogues, corrompus et incompétents
Ny zanak’i raprezy, toutou Henriette, ny kôfboay korotamby, raouldingue,..: ireo olomangan’ny firenena no handeha anaty saribao.
ataoko @ teny malagasy ity fa ohatry ny sarotra be ilay teny vahiny : anisan’ilay fitakiana ataon’ny tambaben’ny mpiasan’ny jirama anie ka ”fihaonan’izy ireo @ filoham-pirenena malagasy hifampidinika ny ho avin’ny jirama” ee
ka izy aza mbola mijery baleines