Oui, plait-il ?
Et bien il plait que devant l’état plus que catastrophique de la RN2, avec la multiplication des accidents afférents, les camionneurs ont décidé d’élever la voix et de procéder à un débrayage dès ce dimanche car il leur est devenu impossible de continuer à opérer dans ces conditions dangereuses.
C’est compliqué hein ?
Camion fameno en route
Tsy matahotra emmoreg ngaha lolll
s’ils ne veulent pas prendre le volant afaka hanao inona ny emmoreg ?
Raha hivorivory mitady hanakorontana ny fanjakan’ny sasany dia tsy maintsy ho andefsany emmorg koa , tsy misangisangy anie lay gisa lahy io e !
efa nandefasy mihintsy ka https://lexpress.mg/10/01/2023/rn2-impraticable-les-transporteurs-menacent-de-faire-greve/
Bon rehefa tsy misy entana tonga dia rehefa avy eo comme demanderait l’autre
Aorian’izay dia ho avy izy hanao pub hoe raha vao nisy fitakiana dia inty aho miaraka amin’ny engins fa tonga dia amboarintsika io lalana io. Sady vita ny RN2 no vita ny autoroute tompokolahy sy tompokovavy. Ary ireo bus 1000 isa ve efa tonga?
Mdrr
De quoi se plaignent-ils ?
Vont avoir une belle autoroute
za mba gaga
ka ilay lalana migodana, efa atao daholo ny fomba rehetra hihetsahan’ny tompotany nalaina mba hilazana hoe hajanona aloha ny asa fa mitsipaka ny olona(nefa ny vola no tsy misy na ariary aza) fa tsy misy mihetsika ny olona e! ny zavamisy any talata volonondry amin’izao dia ohatran’ny tamin’ny asabotsy faha3 desambra ihany, fitaovan’ny faritra analamanga sy nofana tamin’ny akama no naseho olona tany
La RN2, ce n’est pas la route qui va être faite “la semaine prochaine”? Oviana moa iny kabary iny?
c’est comme”les travaux vont debuter avant la fin de l’année!”