Gné ? Ah si si.
Limogeage de sa fonction de Conseiller d’ambassade auprès de l’ambassade de Madagascar à Pékin, puis Interdiction de Sortie du Territoire (IST)
… et donc finalement hier arrestation du côté de Tamatave.
Tsy aleo ve manao fiainana tsotra, milamina sy mirindra e ?
Ce gidragidra ça en vaut le coup ve ? Ce mandragitra en permanence là par exemple ?
Bref.
5086.85 ar
4467.58 ar
”tonga teny @ hcc aho, nitety plateaux tv maro aho, nidina an-dalambe aho, tsy nisy sahy nisambotra ahy, ka efa mitsotsotra aty aho vao hoe IST e, IST. sambory aho oa izay sahy fa izaho tsy matahotra”
izaho aho manjary mahatadidy indray ilay hoe ”mahazo mandatsa ve, mahazo mandatsa ve, mahazo mandatsa ve ?” (entre autres)
aleo hanenganiny any zany rehefa tsy mahay mipetraka
Tongava saina amin’izay ianao madama a. Efa fanindroany izao ianao no tratra ohatran’izao (2002 ny voalohany). Sao dia ianao mihitsy no tsy izy.
en fait, et là je suis très sérieux, passé un certain âge, ça ne sert plus à rien de vouloir qu’une personne change. Izay ilay hoe préparez bien votre vieillesse, un sacré naufrage disait le grand Charles.
Ny toetranao raikitra eo amin’ny 18 taona eo no entinao mandrapahafaty.
Nitakisina tamin’ny 3F an’dRtpkl RADAVIDSON Andriamparany zay izy io vao nijapy andRAJOELINA. Efa zay izy e. Itony le hoe “efa hita fa tsy milay mbola lazaina fa milay ihany”.
Ary aiza Romy tiko indrindra e. Toa tena tsy he no intsony.
me semble avoir entendu qu’elle s’est barrée juste avant.. le 25 septembre
Elle s’est barrée à Londres ve ? Hihihihihi
Vu qu’elle y est interdite de séjour je ne crois pas non
on va voir son vrai visage…je veux dire sans maquillage
qui? la poissonniere ou tiako indrindra? car le maquillage, cela vous change une personne !