efa saika nisy namono tena koa tao fa tsy nety nahita rano nandifotra 😛
KEVIN
3 années il y a
ny tena marina nisy olona nahita anazy roa lahy hoe nenjehiny olona dia nanenjika azy t@ fiara olona roa ry zareo no nisambotra azy. Ny ray voalohany efa azo fa votsotra tonga dia nilatsaka tao am lac anosy .ny ray ndray ko voahenjika dia nianjera dia latsak ilay antsy tanyaminy dia sy sahy intsony lay mpanenjika dia nikoropaka ilay jiolahy naita ny namany tao anaty rano dia tonga dia nijoboka koa.Nony tonga teny ampovoany ry zareo dia difotra dia niverina dia nandrasany police fotsiny fa tsy nanenjika zany ny police teo.
Rakotomangamijoro
3 années il y a
Ce n’est pas la première fois que ça arrive. Ils sautent dans le lac puis s’enfuient dans les égouts. Ils sortent quelque part dans la capitale après. Malheureusement ou plutôt heureusement, avec la montée des eaux, ils n’ont pas pu s’échapper car il y avait beaucoup trop d’eau.
Tena tsy haiko indray izany Ombrax izany. I Rainivoanjo no fantatro. Leiry mpangalatra gaigilahy sahy mandeha any @ “égout”n ‘Antananarivo dia rehefa arahina dia tsy hita avy fa voalavo no hita. Dia rehefa mahita an’izay ny olona dia lasa nalaza hoe mampiasa ody leiry ka afaka mivadika voalavo. 😀
angady dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “mais en faisant le parallèle avec la CUA. oui, il a été un excellent maire, en 1999-2000 mais que peut-on…” 12/01/2026 à 22:54
The Man dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “Ramose a toujours son aura que le conseiller très technique de Patrick R. le veuille ou non. Oui, 16 ans…” 12/01/2026 à 17:37
mpijery dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “Totalement d’accord, j’ajouterais que sur le jeu du choix par élimination (la fameuse question qui est le moins pire?), il…” 12/01/2026 à 16:22
zafimbaza dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “Allez Dada . Soyez assuré que le peuple vous attend après 16 ans de malheur de vary tsinjo, téléphérique ,…” 12/01/2026 à 14:46
Za Ihany dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “Socobis, Socolait, Aquamad nisy na mbola misy daholo izany” 12/01/2026 à 13:55
elman dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “Je me rappellerai toujours dans les années 2000 cette brique de jus naturel (1 litre) vendue à 1800 ar.” 12/01/2026 à 09:05
Coco dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “16 ans, sur l’échelle d’une vie, c’est énorme ça non ? 16 ans, c’est aussi la formation de toute une…” 12/01/2026 à 07:16
Tokantrano Soa dans Marc Ravalomanana, la nostalgie: “@ saina tsy miangantra izy irery no mba nahaforona orinasy mba ahafahan’ny vahoaka nividy sakafo malagasy” 12/01/2026 à 07:11
MasyLau dans Ferme ta grande bouche: “” Ferme ta grande bouche ” indrindra amin’ny mpanao gazety vahiny misaka lela , mahay manodina ny valiteninao , hamandriana…” 11/01/2026 à 11:50
Za Ihany dans “Ce qui a tué Air Madagascar”: “les dettes sont autre choses. La perte de compétitivité à cause de cette c0nner1e (je m’excuse du terme) a engendré…” 10/01/2026 à 16:04
Ary nga tsy misy voay intsony ao Anosy?
Izaho koa nahita iny … Dia lasa ny saiko hoe saika hanao “sambo milentika” (ara-bakiteny) ve ry zalahy ireny?
efa saika nisy namono tena koa tao fa tsy nety nahita rano nandifotra 😛
ny tena marina nisy olona nahita anazy roa lahy hoe nenjehiny olona dia nanenjika azy t@ fiara olona roa ry zareo no nisambotra azy. Ny ray voalohany efa azo fa votsotra tonga dia nilatsaka tao am lac anosy .ny ray ndray ko voahenjika dia nianjera dia latsak ilay antsy tanyaminy dia sy sahy intsony lay mpanenjika dia nikoropaka ilay jiolahy naita ny namany tao anaty rano dia tonga dia nijoboka koa.Nony tonga teny ampovoany ry zareo dia difotra dia niverina dia nandrasany police fotsiny fa tsy nanenjika zany ny police teo.
Ce n’est pas la première fois que ça arrive. Ils sautent dans le lac puis s’enfuient dans les égouts. Ils sortent quelque part dans la capitale après. Malheureusement ou plutôt heureusement, avec la montée des eaux, ils n’ont pas pu s’échapper car il y avait beaucoup trop d’eau.
I Ombrax, andeha ho aterina eny Antanimora rehefa avy niseho teo anatrehan’ny fampanaovana sy nahazo didy famonjana vonjy maika, tonga dia nitsambikina tao sy nanaraka dalle. Tamin’ny taona 80 tany ho any io.
Fomba fiteny tamin’ny fotoan’androny ilay hoe ‘Tratra ihany Ombrax’ rehefa voasambotra izy taty aoriana, mitovitovy amin’ila hoe ‘Any izay Andry eh!” ankehitriny.
Tena tsy haiko indray izany Ombrax izany. I Rainivoanjo no fantatro. Leiry mpangalatra gaigilahy sahy mandeha any @ “égout”n ‘Antananarivo dia rehefa arahina dia tsy hita avy fa voalavo no hita. Dia rehefa mahita an’izay ny olona dia lasa nalaza hoe mampiasa ody leiry ka afaka mivadika voalavo. 😀
Nanovan-dry Mahaleo hira mihitsy 🙂