Si Nosy be fait le plein, Foulpointe lui affiche plutôt grise mine.
Et bien il serait peut-être temps de redescendre un peu sur terre ?
Déjà l’état de cette RN5 lol… plus la RN2 au départ de Tana, 15 heures pour faire à peine 400 bornes, allons, soyons sérieux.
Ensuite vos prix stratosphériques surréalistes sur la plage là, vous comptez attirer quelle clientèle ? Des milliardaires fortunés ? Bah non eux ils iront à Azura, à côté. Où je pense qu’ils payeraient même moins cher que votre plage plaquée or là, lol.
Dia avelao ho simba sy lo ao daholo ny sakafo hamidindry zareo dia vao maika tsy hisy vola iditra fa vao maika midina any @ afobe :-p . Ny malagasy ny androany ihany no jereny fa tsy mijery lavitra hoe : raha angalarako ty olona ty androany, dia raha tsy manome ahy tsony izy rahampitso dia ahoana ny ho aviko?
tsotra : mitady olona hafa ho solokiana
Hatramin’ny oviana ?
ad vitam.. 30 millions de gogos à arnaquer. Et ça marche lol
Tsy azoko mihintsy lay toetsaina ka
« raha angalarako ty olona ty androany, dia raha tsy manome ahy tsony izy rahampitso dia ahoana ny ho aviko? » fisainana eto mihitsy izany na orinasa inona na orinasa inona! nisy olona izay manana taxi maro, dia hoy izy tamin’ilay mpamiliny iray efa ela tao aminy : homeko anao io dyane io(fiara mandeha tsara tsy misy olana mihitsy) raha mahafeno ny hofany(versement isan’andro) ianao mandritra ny 6 volana, (ny fikojakojana madinika toy ny fanoloana menaka, manampina kodiarana, sns, sns moa dia an’ny mpamily)dia hoy ilay mpamily hoe marina ve? eny hoy ilay tompony! dia namaly ilay mpamily hoe aza manahy ianao ramose fa fenoiko foana io e! tsy nihoatra ny 4 volana dia simba taneraka ilay fiara, ny hofany anefa nisy fotoana tsy feno tsara; ny antony dia satria nyhoe izao dia izao ihany, ka raha mahazo be izy androany dia tsy mba mitsinjo hoe sao zara raha misy rahmpitso fa aleo hividianana kojakoja,, nefa ny tian’ilay tompon’ny fiara aseho dia hoe aza manao ilayhoe « tsy misy handova an’ity eto » dia vokany izany tsy nanana asa intsony ilay mpamily, ilay tompony moa iray no maty, afaka nividy hafa solony izy
Zay mihintsy , marivo fisainana loatra lay malagasy
miampy ilay hoe « tsy hitan’izay tsy nanao azy io! » tena mahasossotra ahy mihitsy rehefa misy olona miteny izany ary rehefamampiasa olona aho dia miteny foana hoe sao mihevitra hoe tsy hitan’izay tsy nanao azy io fa hitako daholo sy haiko daholo io, asa mba misy firenena hafa manana fisainana ohatrantsika ve any e?
Tsy matoky aho hoe misy firenena hafa manana fisainana ohatran’ny antsika an ! tsy vitan’izany ihany fa miseho mahay noho ny rehetra foana zareo ,nefa raha tena jerena ny zavatra ataondry zareo dia « zéro »
ianareo aty ivelany, afaka mitsidika tany hafa maro izao afaka mampitovy ny fisainana malagasy sy ny an’ny hafa, ny gasy mantsy dia miseho ho mahay noho ny hafa foana na resaka inona io na resaka inona
Tena zany mihntsy
ceci étant je rencontre des gasy ici qui ont encore gardé ce euh.. fisainana 🙂
za koa mahita
demain, ils deviendront des … ministres 😛
hihihihi
Oui, mais ces gasy ne sont plus que des carpettes dès qu’ils sont en face de non-gasy.
Ny antony mahatonga Malagasy sasany miseho mahivitra ny tenany ho izy irery mahay zavatra ataony dia noho izy ireo tsy nianatra na niofana ireo asa ataony fa manandranandrana dia rehefa tafavoaka dia miseho mampifilafila.Ny tena teknisiana niofana dia mahalala tsara valeur na vidiny asa ataony.
Ils ont acheté combien le transat là? Amortissement en une demi journée avec ce prix?
non, ce transat est en or massif mais recouvert de bois pour qu’on ne vole pas l’or