La galerie Iarivo inaugure un nouveau Food Court qui a ouvert ses portes samedi dernier à Andranomena (en face Ambassade US) et propose 7 restaurants à thème : bar, steack, fruits de mer, etc.
Sur cet axe, un peu plus haut sur la gauche après Jovenna, il me semble qu’il y a aussi un autre Food Court ? Je n’arrive pas à me rappeler du nom mais il me semble que c’est Arena ou Athena ou quelque chose comme ça.
Tout ceci est magnifique malheureusement les embouteillages monstrueux sur cet axe Andranomena-Ambohibao n’incite pas les non locaux à venir dans le coin. Par contre les résidents dans la zone y trouveront leur bonheur.
Idée de prix et carte Elman ?
@barman, tena j’ai pas encore eu le temps de passer mais on nous promet sur leur page FB que le rapport qualité prix est très correct 🙂
Par contre dommage, je ne vois pas sauf erreur de ma part de japonais sur les 7 ? 🙁
Mba zakan’ireo gasy majinika ve aloha lay izy sa natao ho andry zareo ngetroka e?
@Malala, izay indray majinika 🙂 Zaka ve tsy ho zaka après any tsiray ray mandanjalanja hoe andany vola any sa anaovana zavatra hafa.
@elman, fa ahoana e? an an, raha 40€ ny karama tsy ho zakany mihintsy e, ary tsy ny rehetra no mandray 40€
@Malala, tsy tena natao ho an’ny majinika ireny ka, fa tsy voatery ho ngetroka koa nefa, misy ny « classe moyenne » izay mitady zavatra toy izany ary ireo no tena mpanjifa. Look’s ary efa ho 4000Ar ny plat ko
@mpijery, ataovy sérieux ? La dernière fois que j’y suis allé, pas loin du pont de Behoririka, c’était à 2000 ar ? 😯
@Malala, io firesahana majinika io no tena nahavery an’ity firenena ity: mibahandalana ny sarety dia avela amin’izao fotsiny fa mba mitady ny majinika e! mivarotra eny amorondalana ny hafa dia misy mitabataba hoe avelao izy fa majinika e!nanorina trano ten amin’ny manodidina ny 67ha ny sasany dia nolazaina fa majinika ka avelao mba ho eo, dia io hitantsika hatrizoa io ny haratsin’ny tanana ka nataon’ny mponin’ny 67 ha hoe cité des imbeciles
izaho dia tena alaheloko an’i jeneraly Ramanantsoa mihitys ny nanafoanany ny karatra isandahy fa izany no tena nampirongatra ny lazaina fa majinika
@Rafangy, tsy mila omavet hono fa tsy zakany majinika 🙂
@Malala, ka mety 2€ angeha dia efa mahazo plat tsara ê. Zany tsy mihinana zavatra hafa intsony de la journée aloa ê 🙂
@elman, nahita fandaharana tam TV (sur youtube) dia ilay mpihira Meizah no manolotra io Food Court io tamin’ny fisokafany ary niteny hoe 10’000 Ariary daholo ny menu eny.
@Vohitsara, je vérifierai cela.
Je suis passé pour voir. Ça va il y a des salades à 5000 ar et du henomby ritra à 8000 ar par exemple 🙂