Une expression bien célèbre à Madagascar 🙂
Bon et bien en attendant, c’est au tour de la CNAPS d’y passer aussi.
Une expression bien célèbre à Madagascar 🙂
Bon et bien en attendant, c’est au tour de la CNAPS d’y passer aussi.
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
andao fa lalana ô!
Ohatran’ny miAndry an’Ambatobe vohoka ihany io e.
Izy ity moa izany fiasam-panjakana ihany sa ahoana fa tsy mazava amiko loatra ilay izy.
ny privé tsy miditra raha tsy amin’ny ora farany. dia ny patrons mihintsy no maniraka ny mpiasa ho eny sao dia ratsy tarehy.
tsy marina zany terena hanao pointage ny ato ampiasana ary no ora iasana ihany no andraisan-karama de tsy sahy ny mpiasa hivoaka na eo aza ny syndicat tsy afa manao ninoninona
In observing the crisis, I think our leaders as well MPs as government don’t take the lesson from the past. It is very easy to call the poeple to demonstrate, to claim something and it is very easy too to make a statement like “it’s not my fault, let’s see tomorrow, I will never quite” but I think the the most important is to calling ourselves to drew up a lesson and to face with our own responsability. What legacy did we leave for our chlindren through these crisis? If we need a stable democracy in strenghtening our Institutions, what are the appropriate processes to build a State that reflect our needs, our state of mind? We call Mr President to resign… but after? what about the alternative plans for the electoral process?
fa mba misy service minimum v nefa ?
Ny douanes hono hanao service minimum dia izay tena urgent dia alefa (médicaments, aéroport …)
fanampiana amin’ny teny gasy kely fotsiny e “ohatry ny miandry volan’ny cnaps”
Ho avy tsy ho ela ohatran’ny volan’ny cnaps no tena izy.
Inona kay no tombotsoa @ blocage? Ny mpitondra anie ka saika any ivelany ni mutsabo tena sy mianatra e.
Ary roaviana ny ARO ny HAVANA ny SONAPAR fa ao mantsy ny fangalan’ny zalahy saosy efa tale ny Aro havan’nyramatoa be e
“Ohatran’ny miandry volan’ny CNAPS”
Mince Rolly c’est toi ? 🙂
Non, il appert que ce n’est point lui!