
Bah voyons, sa Seigneurie toujours en mode super sauveur 🤣
Et si on commençait d’abord par indemniser les victimes… de 2009 ? 😳
Et bah oui, malgré les belles promesses à la mord moi le nœud, certains n’ont rien reçu jusqu’à ce jour, même pas 1 ariary.
Donc les wawawa blablabla tsy misy fotony, il faudrait arrêter à un moment non ?
5233.05 ar
4524.77 ar
Bah oui! Le mode super sauveur fait partie de la “fomba fitantanana vaovao”
Sao dia mba efa tokony ho fitantanana mitsoaka dieny izao ny fianakavian’i prezida mamimbahoaka, hody any Frantsa tanindrazany, no imasohany fa sao ahitana raharaha eto !
Ny hetsika ao anatin’ny famoizampo tonga aty amin’ny be sy ny maro anie ka tsy hay izay hiafarany e ! Tsy misy afaka hiteny hoe hainay ny handamina io, na ohatra aza ka hoe adin’angely ka samy izy ao an-dapa ihany no isan’ny fototra fifamelezana ao (voasary loranzy vs. manga vato).
Tsy fihetsika président mihitsy izao ataon’i ANR izao fa vao maika fihetsika mitady doka mampiady ny samy Malagasy izao ! Mpanakorontana en chef : mandrangitra ady amin’ny “ambany tanàna” sy ny “ambony tanàna” Rajoelina io izao satria tsy mandaitra firy intsony ny mampiady ny avy any anindrana sy ny avy aty ampovoantany !
Izy moa efa tsy nanana ny envergure ‘na homme d’état fa na izany aza, tena tsy ao na ilay minimum aza. Mba mila ampianarina ihany ny ankizy fa izao ve !
Miala tsotra izao izy no fanafodiny, miaraka amin’ny forongony na loranjy na manga !
ssh, tsy efa lasa depuis belle lurette ve
fa ny trosa nampidiriny kosa aloha tokony alohany fa tsy ny mpandoa hetra no hitaty an’izany
otrany volany CNAPS io e… tiens d’ailleurs à ce propos…
oh, il a quand même pu remplacer son affreux “palitao” de la télé
cette tenue et celle d’hier me fait tiquer: elle ressemble à celle de Kim JONG Un,