Nous sommes à peu près à 6 semaines de Noël

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Euh oui, et ?

Et comme tous les ans, au pays endémique, c’est la période où les vols, les cambriolages, les vols à la tire, les hala botry et toussa vont se multiplier à la vitesse grand V

Les embouteillages aussi d’ailleurs.

En général, à cette période de l’année, j’aurais déjà quitté cette Capitale nauséabonde et saturée pour aller sur la côte et oublier un peu les affres d’Antananarivo.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
9 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Malala
Malala
3 années il y a

Mety tsy misy moyen ialana ao koa anie e

Malala
Malala
Répondre à  elman
3 années il y a

Tsy mitady excuse aho fa ahoana moa no andehanan’ny olona mandeha any @ côte raha ohatra ka 200 000ar/mois ny vola raisiny ao tanà , ao anatin’io ny hofatrano , sakafo , écolage ny ankizy? nefa ny ankamaron’ny malagasy maro be ny olona no mandray an’io, ary be dia be koa no zara raha mahita ny hohanina androany.

Malala
Malala
Répondre à  elman
3 années il y a

Marina adala zay mbola te hijanona ao , fa dia zay izy , safidy koa angamba ny andry zareo , na manatena ny mahana hilatsaka avy any andanitra moa lay fiteny ? hihihi

Hary
Hary
Répondre à  elman
3 années il y a

Ka ny akamaroan’ny Malagasy havana dia mitady asa ny réflexe fa tsy mamorona asa.
Ny vokany dia karama kely io 200 000 ariary isambolana no azo. Misy any aloha ny Malagasy manao mpandraharaha ary tena tafita tsara. Fa mbola betsaka ihany ny olona miteny amin’ny zanany hoe : “Mianara tsara rakizy amin’izay mba lasa fonktionera”

Malala
Malala
Répondre à  Hary
3 années il y a

Lay mamorona zany aloha tena tsy miady @ gasy e , tsy haindry zareo zany mdrrr

mpijery
mpijery
Répondre à  Malala
3 années il y a

Ny mahatamana ny olona ao koa dia ilay hoe “misy ny zavatra rehetra” ao. Raha vita izany ny “manisy ny zavatra rehetra” any amin’ny toeran-kafa dia tsy tokony hisy antony hitangoronana ao intsony

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise à Madagascar

Cours de change

Cours du 07/01/2026

  •  5302.84 ar
  •  4570.87 ar

Vos réflexions