Euh oui, et ?
Et comme tous les ans, au pays endémique, c’est la période où les vols, les cambriolages, les vols à la tire, les hala botry et toussa vont se multiplier à la vitesse grand V
Les embouteillages aussi d’ailleurs.
En général, à cette période de l’année, j’aurais déjà quitté cette Capitale nauséabonde et saturée pour aller sur la côte et oublier un peu les affres d’Antananarivo.
Mety tsy misy moyen ialana ao koa anie e
mahita excuse foana isika e ? 🙂
Tsy mitady excuse aho fa ahoana moa no andehanan’ny olona mandeha any @ côte raha ohatra ka 200 000ar/mois ny vola raisiny ao tanà , ao anatin’io ny hofatrano , sakafo , écolage ny ankizy? nefa ny ankamaron’ny malagasy maro be ny olona no mandray an’io, ary be dia be koa no zara raha mahita ny hohanina androany.
Dia barakay de Tana zany ko inona no atao ao pour 200 000 ar par mois lol ?
Mividy billet 30 000 ar taxi brousse, mandeha la coty, mividy arato, manjono 5 kilos de poisson par jour, 100 000 ar de chiffre par jour, 2 500 000 ar par mois.
Adala zay mbola te hijanona ao Tana, efa fitadiavana pipi sy caca ny anzareo zany lol
Marina adala zay mbola te hijanona ao , fa dia zay izy , safidy koa angamba ny andry zareo , na manatena ny mahana hilatsaka avy any andanitra moa lay fiteny ? hihihi
Ka ny akamaroan’ny Malagasy havana dia mitady asa ny réflexe fa tsy mamorona asa.
Ny vokany dia karama kely io 200 000 ariary isambolana no azo. Misy any aloha ny Malagasy manao mpandraharaha ary tena tafita tsara. Fa mbola betsaka ihany ny olona miteny amin’ny zanany hoe : « Mianara tsara rakizy amin’izay mba lasa fonktionera »
Lay mamorona zany aloha tena tsy miady @ gasy e , tsy haindry zareo zany mdrrr
Et pourtant champions du monde @ famoronana
… zavatra ratsy
Une créativité très spéciale.
Ny mahatamana ny olona ao koa dia ilay hoe « misy ny zavatra rehetra » ao. Raha vita izany ny « manisy ny zavatra rehetra » any amin’ny toeran-kafa dia tsy tokony hisy antony hitangoronana ao intsony