ianao kosa rangaha dia tsy mbamankasitraka ny mamimbahoaka mihitsy a, nefa izy efa miasa andro aman’alina: efa ao Toamasina ireo gropy 105MW(ny taona 2023 aza ireo no efa nankalazain’ny mpilelaka fa efa manomboka ao Ambohimanambola ny asa ary hamokatra mialohan’ny volana sept, hay mbola tsy eto Madagasikara akory!)dia efa nanome baiko hentitra ny pm fa tsy maintsy tafakatra eto Antananarivo ireo mialohan’ny faran’ny taona(tsy nilaza kosa izy hoe taona inona) dia efa ny tenan’ny ministry ny asa vaventy no nandeha (fa hatao inona fotsiny iznay ireo teknisiana nianatra momba an’izany)nijery tsirairay ireo tatezana hoe mila hamafisina! ohatry ny pipeline any atsimo ihany e, mbola eo koa ny ozina mpamokatra ethanol
mpijery
6 mois il y a
investissement goavana? soa ihany aza fa mba nisy parc solaire nataon’ny privé
ianareo kosa rangaha dia mamely mafy an’i mamaimbahoaka e! investissement goavana: ohatra iray akaiky €150tapitrisa ny hanaovana teleferika, dia €47 hanavaozana an’i Mandraka, fa na tsy mahay manisa aza dia tsy hino velively fa io teleferika io dia mitentina €150 tapitrisa izany, Mandraka moa dia very anjavona ohatry ny etotry ny mpifana, kianja Imahamaisna, lazaina fa $77 tapitrisa ny nanao azy, nefa dia ny tribunes ihany no noravana sy nanaganana vaovao, nefa tsy mifankaiza amin’ireo taloha, ny taloha aza mbola nitafo, fa tsy nisy tapitrisa ariary ny nanamboarana azy
Hary dans Waaa l’ambiance: “Il faudrait une dictature progressiste avec un capitalisme d’Etat . C’est le cas de l’Indonésie dans les années 70 avec…” 19/03/2026 à 20:02
Despote dans On tourne en rond: “Voilà pourquoi je continue à maintenir que nous n’avons pas besoin d’un leader intègre, patriote, honnête qui va nous sauver…” 19/03/2026 à 13:44
elman dans Waaa l’ambiance: “un vazaha donc. … car tant que ce sera un gougou, le doute m’habite. “Fa iza l’ty iny bandy iny”…” 19/03/2026 à 11:24
Rafangy dans Waaa l’ambiance: “non, quand je vois que le Joseph Gallieni at reussi l’exploit de moderniser le pays en moins de 10 ans,…” 19/03/2026 à 11:00
Vazaha Be dans Waaa l’ambiance: “Personne n’a encore assaini le marigot, seulement les crocos alpha qui ont changé” 18/03/2026 à 21:18
Hary dans Waaa l’ambiance: “Cette IST aurait signé la fin immédiate de la refondation . Malheureusement, s’attaquer aux grands chefs de la communauté “K”…” 18/03/2026 à 13:30
elman dans Waaa l’ambiance: “autant leur dire : “demain, dorénavant interdiction du V du vody pour tout le monde” lol” 18/03/2026 à 10:04
La honte on ne connaît plus. Sa parole ne vaut rien comme sa signature et lui même.
Miorrrra a; jereo hoe inona izany la honte lazaindry lerony iznay indray
Efa aiza a? Efa ao e…ao ankibon’ilay omby vositra hampiterahana (Cqfd).
euh…
DLM..ur ve?
DTC ka
ianao kosa rangaha dia tsy mbamankasitraka ny mamimbahoaka mihitsy a, nefa izy efa miasa andro aman’alina: efa ao Toamasina ireo gropy 105MW(ny taona 2023 aza ireo no efa nankalazain’ny mpilelaka fa efa manomboka ao Ambohimanambola ny asa ary hamokatra mialohan’ny volana sept, hay mbola tsy eto Madagasikara akory!)dia efa nanome baiko hentitra ny pm fa tsy maintsy tafakatra eto Antananarivo ireo mialohan’ny faran’ny taona(tsy nilaza kosa izy hoe taona inona) dia efa ny tenan’ny ministry ny asa vaventy no nandeha (fa hatao inona fotsiny iznay ireo teknisiana nianatra momba an’izany)nijery tsirairay ireo tatezana hoe mila hamafisina! ohatry ny pipeline any atsimo ihany e, mbola eo koa ny ozina mpamokatra ethanol
investissement goavana? soa ihany aza fa mba nisy parc solaire nataon’ny privé
ianareo kosa rangaha dia mamely mafy an’i mamaimbahoaka e! investissement goavana: ohatra iray akaiky €150tapitrisa ny hanaovana teleferika, dia €47 hanavaozana an’i Mandraka, fa na tsy mahay manisa aza dia tsy hino velively fa io teleferika io dia mitentina €150 tapitrisa izany, Mandraka moa dia very anjavona ohatry ny etotry ny mpifana, kianja Imahamaisna, lazaina fa $77 tapitrisa ny nanao azy, nefa dia ny tribunes ihany no noravana sy nanaganana vaovao, nefa tsy mifankaiza amin’ireo taloha, ny taloha aza mbola nitafo, fa tsy nisy tapitrisa ariary ny nanamboarana azy
et on oublie l’essentiel : le gazon
gazon maudit ou ce maudit gazon comme diraient les québécois.
ny investissement goavana dia ireo lasa any amin’ny kaonty offshore
Mboa tsy novembre kosa izao e.
Sady efa lasa nisy telepherique mihianan courant be koa anie
Groupe Boney M kay hono 😛
K****’ty aloha dia tsy hiova intsony!
tena tsy tongatonga foana le petaka anarana ataon ny olona hoe Rainilainga