Un appauvrissement effroyable en vo donc.
Près de 82% de crevard, des millions qui ne mangent plus à leur faim, et on ne compte même plus ceux qui sont morts de faim ?
Non mais sérieux vous allez revoter pour ça ? Vous faites exprès ou vous l’êtes vraiment ? 😯
Bon bah cap vers les 100% de crevards alors.
Ianao koa mbola mivaky loha amindry zareo any foana , nefa zareo tsy hihaino anao eo mihintsy fa aleondry zareo mihaino an’i Andry..
Dia aleo zany izy hiaino an’i Andry
Dé ho hitany havany eo vé ?
ka ny havany rehetra efa maty daholo ka iza intsony no hahaita azy eo?
Diso ianareo : https://www.facebook.com/watch/?v=863638471565147
Mahay ny mpitondra hoy ny olona 😀