Les persifleurs repliqueraient : “ka hiasa ho aniza moa” ?
Trêve de persiflage, plus sérieusement je voudrais attirer l’attention sur un point autrement plus grave : hier soir, j’ai faillit me manger un engin de chantier sur la ligne droite d’Andohatapenaka 😯
Dans le noir, sous la pluie, aucune visibilité, hop, l’espèce de petit rouleau compresseur qui apparaît brusquement dans votre champ de vision, négligemment stationné sur la route, sans aucune signalisation, sans rien.
C’est très très dangereux les gars ! Miasa ho anay sa hamono anay ?
Il y a quelques semaines j’ai vu un Sprinter du côté d’Ambodihady qui s’est mangé un de ces engins dans les mêmes circonstances, c’était violent !
Pareil sur la route circulaire au niveau de l’ambassade d’Allemagne. Fais attention Elman, on ne veut pas perdre notre coach !
une autre réplique : “asa tokony fanaonareo izany, tsy ilàna dera”
“ary volanay no hanakaramana anareo fa tsy manao asa bodji akory ianareo”
“hanakaramana anareo sy hilibanareo”
Efa zatra miasa hoan’ny tenany sy ny pôsiny loatra ka tsy normale tsony ny miasa hoan’ny vahoaka … c’est quelque chose de complètement nouvelle pour eux !
Ny làlana angaha azo hanina, ny engin de chantier angaha azo hanina? 🙂
Mihambo Tsy mihinan-dàlana nefa mihinan’ny @m@n1n1 ny gasy izao.
Misy sahy miteny ve hoe hadisoina be mihitsy ireby 2009 ireny?
Izao vao nifoha ka hiasa ny fanjakana. Mahonena! Efa-taona mandamina seza dia taona fahadimy vao hiasa. Aleo tokoa aloha tara toy izay tsy misy e. Toa misy ihany anefa olona afaka miasa volana vitsy aorian’ny nahalany azy ary hofidianay. Sady efa telo taona izao mbola tsy foana ihany ny delestazy.
Misy lavaka be izay amin’ny lalan’ny talatamaty ary notapenana tamin’ny herinandro lasa teo. Efa potika sahady izao. Duree de vie d’une route reparee par le fanjakana hvm: une semaine
Miasa ho anao ny fanjakana hvm kitoatoa