Dada veut y tenir un meeting avec ses partisans pour y présenter sa liste pour la course à la mairie de Tana
…. et hop, un gentil petit comité d’accueil pour l’y accueillir déjà 🤣
Esy e… L’histoire, un éternel recommencement ve ?
Ça me rappelle ce film où le gars se réveille chaque matin et doit revivre la même journée
On n’attend plus que les bombes lacrymogènes d’un instant à l’autre
Ça fait 15 ans que Tom crise joue dans “Edge of tomorrow” endémique 😛
ce drapeau olympique sur le panneau Hollywood… j’espère que ça va pas encore donner des idées de m**** lol
Vao nandalo teo mihitsy a teo. Mahavariana mihitsy sady madio tsara ny akanjon’ry bôdega sy ny pràh hitako tao. Tsy mitovy amin’ny akanjon’ireo mpanenjika dahalo sy mpanao kidnaping. Tena misy zavatra tsy milamina mihitsy na ao am samy mpitambasy ao. Kiranile ve nama no omena ny apombo nefa any amin’ny tany miady. Tsara ambina tsara ny fefy ambohijatovo, hotel de ville, magro… Ho lany eo ihany io rangah de io no ambenana lava eo.
ka tsy fantatra intsony anie hoe iza no mpanome baiko eto e:ireo ao amin’ny magro, ambohijatovo sy lapan’ny tanana ireo, i prefet ve no nandefa an’ireo teo na dia efa nanome alalana aza sa i kolonely kely misolomaso(angaha moa tsyefa jeneraly takaka iny izay raha ny vitany tamin’ny heritaona?) sa i bomba , na dia efa tsy amperin’asa intsony aza dia mbola mitsabaka amin’ny asan’ny hafa ihany, dia tsy mahafantatra akory ny fibaikona ny zp? tamin’ny namoahan’ny fitsaran avo ny lalampanorenana ny valipifidianan’ny solombava ireny mantsy dia i bomba no nanome baiko hoe feno zandary ny lapan’ny tanana-asa hanao inona dia avy eo nefa nody rehefa hariva tsy nisy n’inoninona akory, toy izany koa ny tany Ikongo, ny komandin’ny holafitra Manakara tsy mahafantatra n’inoninona akory , ny zandary aty Ikongo ef manao tifitra variraraka ny olona, araky ny baiko avy aty ambony
Mety koa hoe ireo matahotra ny ho “tratra farany” no tena mikofoka mafy ka tsy mila miandry baiko be avy any ambony intsony. Sao dia voatery handresy ny records olympiques 400 m eny am terrain d’aviation eny Ivato amin’ny fotoana mampety izany ! Lol
Toujours le même scenario et les mêmes réactions pour les protagonistes…
Dada sait pertinemment que l’état s’opposera à son meeting. Alors c’est quoi son plan B, comment d’habitude il n’en a pas, et puis après ça vient se lamenter devant les caméras et autres canaux d’information pour dire qu’il n’y a pas démocratie à Madagascar, qu’il y a 2 poids de mesure et j’en passe! Moi j’ai juste envie de dire, les gars vous êtes face à des voyous, agissez comme des voyous et arrêtez de vous lamenter à tout va! Quand on n’est pas prêt à combattre s’abstenir de monter sur le ring est la meilleure solution, non?
[pas de !!! ça passe pas merci]
je félicite les forces
du désordre, vous êtes vraiment efficace quand il s’agit de mâter les opposantsc’est pour cela que les militaires gougous sont les plus rapides en avancement alors qu’ils sont en face de gens sans armes-avec des adversaires armés, c’est une autre histoire)