Pas une seule journée sans un acte crapuleux, un vol, une effraction, un meurtre et on en passe.
Charmant pays où si tu es pauvre, c’est la mierda, et si tu possèdes quelques biens, ce sera encore plus la mierda pour toi.
Bref, 12 ans de malheur. Et c’est loin d’être terminé tompokolahy sy tompokovavy.
Bientôt 13 tompokolahy sy tompokovavy
ekena sa tsy ekena?
Dia ahoana izany Mme Rakotomanga a? Sao variana amin’ny zavatra hafa nareo ao andapa ao e?
Madame mbola variana manao slam sy freestyle amin’i BM fa aza kotabaisina
iny hatramin’ny nialany tao amin’ny matv izay dia ny mamorondainga foana! (na fony mbola tao amin’ny matv aza moa izy efa …..)
Za nefa nihevitra oe mba efa nahazo taona dia matotra kokoa.
Misy an’izany démence sénile izany koa anie, vao mahazo S seza ohatra, dia miseho ho déesse kanjo mivadika zavatra hafa.
ka io lé 3V ka, lasa mafy be ianao, lasa sperman sy sperwoman mihintsy