Les PAT ce sont les personnels administratifs et techniques.
Et bien entendu, toujours pour le même motif entre mille : retards dans le paiement des salaires.
Bien entendu, leur Ministre de tutelle va encore se réfugier derrière le prétexte de “listes à constituer et à valider”.. un peu comme la fameuse “digitalisation” des bourses des étudiants..
Ah la la, on est en 2021 et tu n’es toujours pas capable d’informatiser correctement ton département ?
C’est affligeant de nullité et d’incompétence.
Désolé pour le retard causé par la digitalisation. Hahaha!
c’est à cause des agissements des opposants surtout l’infame ra8 qui visitent un peu partout les marchés de la capitale
Ces PAT devraient faire attention car les tirs en l’air qui visent la jambe et qui tuent existent toujours.
Dia mankarary ny fon’i BM mihitsy Ra8 mitety tsena anie e !
Nga izy irery iany ?
Lasa important ndray ny manambotra lalana na tsy azo hoanina azany.
Tena mitourne ny anareo !
Il refait ce qu’il a reproché à Ravalo.
dia lokin’ny hehy aho mahita hoe milaza fa filohampirenena dia mitarika reprofilage ny lalana! ny sefo section amin’ny travaux no mpanao an’izany fa amin’ity fitondrana ity izany dia mila ny filoha mihitsy! izay tsy nataon’nyteo aloha tao anatin’ny 60 taona dia ataony daholo ao anatin’ny mandat iray
adinonao angaha ny polyvalence an’i msé prezdà?
SE Radoma XIII : sady boto no surveillant vé ?
misy ilay fitenenana hoe “alikalahin’ialahy mantsy ny ben’ny tanana ka sady hikabary no hamafa tsena”.
Dadabé kalony to tsy amafa ny trottoirs à Analakely zany mintsiny.
Otrany tsy maahy mitana kofafa azany.
Tsy mandat izay akory aza fa roa taona mahery fotsiny. KKKKK
Dia ho lokony zareo orange koa ve ny lalana ho amboarina?
An an an, ny trottoirs iany fa mety tsy mitana ny loko zordinéra.
efa nataony oranza ny lalan’amabtondrazaka izay nolazainy fa vitaina alohan’ny faran’ny volana aprily 2021
andao rangahy mba hanao plus isika eto amin’ny actutana dia mba entina mitety bar i BM A§
faut pas lire autre chose hein
Mais enfin Elman !
C’est quoi cette remarque ?
Mbola tsy vendredi zoli androany… Hé hé hé
Efa mihomana ho any rahampitso ka

Aoka kosa aloha fa mampilendalena loatra e
mbola tsy hasehony eto ary ny labiera
Saady vé ?
Maka avance kosa ngamba nareo zany…
paris by elman, ça sent l’été
Qu’est ce qu’elles ont ses lèvres ?
Mitraillettes manao tifidanitra ?