Lire : MAURICE – Trente Malgaches arrêtés pour séjour illégal
Ndriii, zao sisa ee …
Traqués comme des vulgaires immigrés clandestins, puis sans doute immédiatement expulsés dans la foulée ?
La Grande île, la Grande honte de l’océan indien sisa ?
Et pourtoi nous avons un dirigeant super champion dans beaucoup de domaines ?
Sa resa-ketotra comme d’habitude ? En attendant tout le monde tente de se barrer tompokolahy sy tompokovavy.
Vitsivitsy zahay no tonga aty f’efa sasa-nandao ny pays… Nitady kandra fa tsy nahita…
.
Toe-javatra mpisy n’aiza n’aiza io. Tapitra hatreo nen’ireo fa tsy maintsy ho tratra ihany anie. Na ny fivoahana ao amin’io firenena io ary anahirana. Ary tsy mavita anangona akory anie. Mety ho rehareha ty any Maurice fa rehefa tsy ara-dalàna dia voaroaka.
.
Rahoviana kosa isika ny mba ho sarotiny am’izay mialokaloka eto tsy ara-dalàna ?
« Rahoviana kosa isika ny mba ho sarotiny am’izay mialokaloka eto tsy ara-dalàna ? »
Mbola ho ela. Ary ny tena grave koa dia voagadra ny malagasy ni clandy tany Maurice na tany Mayotte rehefa miverina amin’ny tanindrazana. Tsy rariny mihitsy .
Raha jerena koa ny gasy mi clandy any Mayotte dia voa koa, kanefa i La Frantsa dia mi clandy mandrakizay ao amin’ ny Nosy Eparses.
Mila miova saina ireo mpanao lalana satria ny vahiny foana no mahazo vahana ao an tanindrazana .
L’ambassadeur de Maurice a manoeuvre tellement en notre defaveur en 2009. Un pays qui ne fait meme pas la superficie d’Analamanga et qu’on engloutira en trois mois de pleine economie. Firenena tsy misy hazodamosina isika ary hafa no priorite-tsika fa tsy fandrosoana.
J’ai été dev expat à Quatre Bornes dans les années 2011-2012. J’ai vu la situation des ouvriers endémiques oeuvrant dans le textile ou ce genre de métier. Logés à 3-4-5 dans des dortoirs. Et qui s’estiment extêmement chanceux de pouvoir s’extirper des zones franches de Mada. J’imagine la situation d’endémiques sans papier là bas, ce n’est pas la panacée non plus