Tsy mbola migadra lery, ary tsy tena interdiction de sortie na territoire : âreport upon departureâ, zany hoe raha mitady hiala lery de tsy maintsy mampandre ny praiminisitra aloha. Nefa i Ramgolam mbola tsy eto fa ilay mpisolo toerana Pierre B no eto. Fa sahirantsaina ny eto satria tournant be @ famotsiana vola, de matahotra raha handefa an’lery any antanana de sao tsy hisy hanao investissement maloto tsony. Vola no resaka.
Latsinainy Divali, de raha misy zavatra dia mety hoe talata.
Ny ambassadeur eto, Camille Vital, ny nahenoana azy dia ny filazany fotsiny hoe tsy nahare ny fahatongavan’ireo teto raha tsy t@ vaovao. Tsy hay zay ho ataony.
Afist dans 5000 jeunes Ă envoyer Ă DubaĂŻ: âen 50 ans, il n’y a eu que l’INPF a Ivato, aucun en region, on privilegie l’enseignement general avec les…â 17/12/2025 Ă 19:51
Numerobis dans 5000 jeunes Ă envoyer Ă DubaĂŻ: âĂa rejoint mon commentaire dans le “Faso Mebo” qu’il faut former les jeunes. La vraie richesse d’un pays est sa…â 17/12/2025 Ă 17:46
Numerobis dans Faso MĂȘbo: âSi on ne compte pas les petits pays, si je ne me trompe pas, le Maroc et avec l’Arabie saoudite,…â 17/12/2025 Ă 17:41
Tsy tratra ka, mbola miandry hoe ho-extreden’ny Maorisy ve sa tsia. Volabe no resaka eto, des milliards de roupies.
ka tsy efa migadra Maurice nga ?
Tsy mbola migadra lery, ary tsy tena interdiction de sortie na territoire : âreport upon departureâ, zany hoe raha mitady hiala lery de tsy maintsy mampandre ny praiminisitra aloha. Nefa i Ramgolam mbola tsy eto fa ilay mpisolo toerana Pierre B no eto.
Fa sahirantsaina ny eto satria tournant be @ famotsiana vola, de matahotra raha handefa an’lery any antanana de sao tsy hisy hanao investissement maloto tsony. Vola no resaka.
Latsinainy Divali, de raha misy zavatra dia mety hoe talata.
Ny ambassadeur eto, Camille Vital, ny nahenoana azy dia ny filazany fotsiny hoe tsy nahare ny fahatongavan’ireo teto raha tsy t@ vaovao. Tsy hay zay ho ataony.
efa any Fanirisoa i regler anio ka
Neman Mamy blue đ
https://youtu.be/w6adcXXRcUU?si=I6jXS-g8HabpWk7n
https://youtu.be/w5F30WeqUWc?si=nGg8Tahohqfa1zal
Du nouveau :
https://lexpress.mu/s/les-fonds-de-maminiaina-ravatomanga-bloques-a-maurice-550567
Avy dia tratra koa raha mody aty an
“rehefa tsy nanao ratsy dia modia e, tongava aty” lol
Mbola ho avy koa ny CIA @ ilay affaire boeing 777…; any guantanamo no hiafaran’ilay rangahy io.